Ny Tohin'ny Dia Tany Accra

(Marihina fa tamin'ny 22 Jolay 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Indro ny rakipeo lava kokoa nohavaozina tamin'ny diako tany ho any Ghana tany. Fisaorana manokana an'i Alula Records noho ny namelany ahy hampiasa mozika avy amin'ny mpihira Ghaneana Obo Addy. Hasongadiko ny sanganasan'i Obo sy ny lahatsary amin'ny rakipeo manaraka . -andy

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.