Tantara tamin'ny 13 Marsa 2018
Voalohany Tao Anatin'ny 40 taona I Iràka No Nampiantrano An'I Arabia Saodita Na Dia Teo Aza Ny Fandraran'ny FIFA
"Nanangana ny sainam-pirenena Saodiana sy Irakiana ireo Irakiana miaraka amin'ny fitiavana tsy hita nandritra ny 30 taona."
Nanasongadina Ny Fahasamihafam-piteny Mahagaga Amin'ny Aterineto Ny Fanamby Sary sy Soratra 2018 Amin'ny Tenindrazana
Ity fantina sary sy soratra nandritra ny Fanamby Sary sy Soratra amin'ny Tenindrazana 2018 ity dia manasongadina ny fahasamihafam-piteny hita amin'ny aterineto.
Tatitra Avy Amin'ny Vovonana Nataon'ny Biraom-Pitantanana Global Voices
Jery todika momba ny andraikitra sy ny asan'ny biraom-pitantanana ato amin'ny Global Voices, fampahafantarana ny adihevitra tao amin'ny fivorian'ny vondrom-piarahamonina nandritra ny Vovonana
Ny Tohin'ny Dia Tany Accra
Indro ny rakipeo lava kokoa nohavaozina tamin'ny diako tany ho any Ghana tany. Fisaorana manokana an'i Alula Records noho ny namelany ahy hampiasa mozika avy amin'ny mpihira Ghaniana Obo Addy. Hasongadiko ny sanganasan'i Obo sy ny lahatsary amin'ny rakipeo manaraka . -andy
Ghana: Mpanenon-damba ao Ashanti
Lahatsary fohy mikasika ny fanenoman-damba nentim-paharazana kente ao amin'ny faritra Ashanti ao Ghana.