Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Eman Hashim Mibilaogy Manohitra Ny Berlitz Ejypta

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanimba ny lazan'i Berlitz Ejypta ve ny kolikoly? Nanoratra tao amin'ny facebook sy tao amin'ny bilaoginy ilay bilaogera Ejiptiana Eman Hashim, manontany tena ny amin'ny fomba nahazoan'ny mpianany ny naoty sy ny mari-pahaizana kanefa tsy nanome na ny naoty na ny taratasim-panadinana ho azy ireo mihitsy izy.

Milaza amintsika ny tantara i Eman

Back in July 2008, I was assigned by Berlitz Egypt to teach in a project called “Edu Egypt” which stands for educating Egypt. A project held by the ministry of communication aiming to serve graduates of both faculty of commerce and computer science in both Ain Shams and Cairo Universities. Giving them soft skills and English Courses. Berlitz was responsible for the English courses and I was there to teach three English levels for three classes with 12-15 students for each class, in faculty of commerce, Ain Shams University.

Tamin'ny Jolay 2008, notendren'i Berlitz Ejipta mba hampianatra amin'ny tetikasa antsoina hoe “Edu Egypt“, izay manohana ny fanabeazana an'i Ejipta aho. Tetikasa iray notontosain'ny minisiteran'ny serasera ary ny hanampy ireo nahazo diplaoma tao amin'ny sampan'ny varotra sy ny siansa momba ny informatika tao amin'ny Oniversite Ain Shams sy ny Oniversiten'i Kairo no tanjona. Manome azy ireo fahaizana tsy mavesatra sy teny anglisy. Berlitz no tompon'andraikitra amin'ny fampianarana teny Anglisy ary teo aho nampianatra teny anglisy ambaratonga telo ho an'ny kilasy telo ahitana mpianatra 12-15 isaky ny kilasy, tao amin'ny sampan'ny varotra, Oniversite Ain Shams.

I will not talk about the kind of “working environment” we as Berlitz employees faced through this project – this is a totally different, yet not by far less amusing story – Now that the course is over.

A couple of weeks ago, my 40 something students received their certificates from Berlitz that they attended three levels at Berlitz Egypt and passed the three level with score …

Tsy hiresaka momba ny karazana “tontolon'ny asa” izay natrehinay, amin'ny maha-mpiasan'ny Berlitz tamin'ity tetikasa ity izahay – fa tantara hafa tanteraka izany, saingy tsy dia mahafinaritra  loatra – Sady efa vita ny fampianarana ankehitriny.

Tapabolana lasa izay, nahazo ny mari-pahaizany avy amin'i Berlitz ireo mpianatro 40 satria  nanatrika ny ambaratonga telo tao Berlitz Ejipta izy ireo ary nahomby tamin'ireo ambaratonga telo miaraka amin'ny isa.

How?
I have the examination papers for all my students for level 2 and 3
I have the evaluation sheets for the same students for level 2 and 3
I have their answer sheets with their handwriting, also for level 2 and 3

One of my students called me because he was puzzled by the score and I told him that his score was wrong and that they lied, and then I told him that we had to expose them for what they did because it was wrong.

Ahoana?
Aty amiko ny taratasim-panadinana ho an'ireo mpianatro rehetra ambaratonga faha-2 sy faha-3
Aty amiko ny taratasim-panadinana (efa voavaly) rehetra ho an'ireo mpianatra ireo ihany ambaratonga faha-2 sy faha- 3
Aty amiko ny taratasy vokam-panadinana miaraka amin'ny sora-tanan'izy ireo, ambaratonga faha- 2 sy faha-3

Niantso ahy ny iray tamin'ireo mpianatro satria gaga tamin'ny isa izy ary nolazaiko taminy fa diso ny isa azony ary nandainga izy ireo, ary nilaza taminy koa aho fa tsy maintsy asehontsika azy ireo ny nataon'izy ireo satria diso.

Namaly ny mpianatra:

So what! Nothing will happen ya doctor. Do you think anyone can get his rights in this country? Why should I get mine?

De maninona! Tsy hisy na inona na inona hitranga aminao dokotera. Heverinao ve fa misy olona afaka mahazo ny zony eto amin'ity firenena ity? Nahoana aho no tokony hahazo ny ahy?

Manontany i Eman Hashim ankehitriny.

Is this what I should teach my students? Is this what “EDUCATING EGYPT” is all about? What should I tell this student? and How can I face my students afterwards when I go and teach them about “Identity”, “Human Rights” and the rest all these fine words?

I was once told by one of my students that these were cliches of no real values and I told him it all depended on him and what he believes in!

I know it's a matter of time before the people at Berlitz learn of this “first but not last” article and I have no idea how they will react – but it's not that hard to imagine – andfrankly, I don't care!

Izany ve no tokony hampianariko ny mpianatro? Izany ve ny hoe “FANABEAZANA AN'I EJIPTA”? Inona no tokony holazaiko amin'ity mpianatra ity? ary Ahoana no ahafahako miatrika ny mpianatra ao aorian'izany rehefa handeha hampianatra azy ireo momba ny “maha izy anao”, “ny Zon'olombelona” sy ny sisa rehetra amin'ireo teny mahafinaritra ireo aho?

Indray mandeha aho nolazain'ny iray tamin'ireo mpianatro fa sary tsy misy lanjany tena izy ireo ary nilaza taminy aho fa miankina aminy sy ny zavatra inoany ny rehetra!

Fantatro fa resaka fotoana izany alohan'ny ahafantaran'ny olona ao Berlitz ity lahatsoratra “voalohany fa tsy farany” ity ary tsy azoko an-tsaina ny mety ho fihetsik'izy ireo – saingy tsy sarotra alaina sary an-tsaina – am-pahatsorana, tsy miraharaha aho!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.