Tantara tamin'ny 08 Marsa 2018
Manasongadina ny Olan'ny Lalànan'ny Fitenenan-dRatsy An'Andriamanitra sy ny Tsy Fisaziana ao Pakistan ny Didim-Pitsarana Amin'ny Raharaha Mashal Khan
"Famonoana ho faty iray sy fanagadrana mandra-pahafaty dimy tamin'ny fitsaram-bahoaka noraketina an-dahatsary? Azo itokisana fa nihoatra ny enina ireo olona nandray anjara."
Ny Fifangaroantsika, Ny Tsara Indrindra Amintsika
Misaritaka isika. Tsy tafiditra anaty fonosana voarindra isika. Tsy miombon-kevitra foana isika. Tsy avy amin'ny tontolo iray isika.
Mampiely Ny Fahendrena Nentim-paharazana Amin'ny Alalan'ny Sary sy Soratra (Memes) Amin'ny Teny Hawai'i
Anisan'ny fanamby 2018 #MemeML, namoaka sary sy soratra maromaro ahitana fahendrena Hawaiian antsoina hoe ‘ōlelo no’aeau na “fomba fiteny tononkalo” i @aloha_aina.
Haseho Sa Tsy Haseho Ao Shina
Bilaogy maro no niresaka ny fanivanana ny Memoir of A Geisha sy ny Brokeback Mountain tao Shina.
Eman Hashim Mibilaogy Manohitra Ny Berlitz Ejypta
Nanimba ny lazan'i Berlitz Ejypta ve ny kolikoly? Nanoratra tao amin'ny facebook sy tao amin'ny bilaoginy ilay bilaogera Ejiptiana Eman Hashim, manontany tena ny amin'ny fomba nahazoan'ny mpianany ny naoty sy ny mari-pahaizana kanefa tsy nanome na ny naoty na ny taratasim-panadinana ho azy ireo mihitsy izy.