Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fandalinana Boky: Antsafa Niarahana Tamin'I Roy Moxham

(Marihina fa tamin'ny 18 Septambra 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ity no antsafa fizarana faharoa niarahana tamin'ilay mpanoratra Roy Moxham, izay nanoratra ny: “The Great Hedge of India: The Search for a Living Barrier That Divided a Nation” (Ny Fefiben'i India: Ny Fikarohana Momba Ny Sakana Velona Nampisaraka Ny Firenena), sy ny “Tea: Addiction, Exploitations and Empire” (Dite:Fiankinan-doha, Fitrandrahana ary Ampira). Tao amin'ny tranombakoky ny Oniversiten'i Londres Ingahy Moxham no nisotro ronono, izay niandraiketany ny fikajiana sy ny fanangonana boky. Any India izy manao fikarohana amoahana boky fahatelo mitondra ny lohateny hoe, “Malabar Dreams” (Nofinofy Malabar). Ao amin'ny antsafa Fizarana I no niresahany ny bokiny India sy ny fomba fanaovany fikarohana amoahany boky. Miresaka momba ny tetikasany hamoaka boky vaovao izy ato amin'ity Fizarana II ity, ary ny fomba fanaovany fikarohana sy fanoratany ny bokiny.

Azo vakiana eto ireo fomba fijery mahaliana mikasika ny sanganasan'i Moxham .

Ny antsafa niarahana tamin'i Roy Moxham 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.