- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Avy ao Angletera Mankao Maraoka ary Gaza

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Eoropa Andrefana, Angletera, Israely, Maraoka, Palestina, Ady & Fifandirana, Fanoherana, Hevitra, Mediam-bahoaka, Saripika, Vaovao Mafana

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Reda Blog [1] mampifandray ny fahasiahan'ny  [2]Printsy Edward amin'ny biby, ny famoretan'ny polisy Maraokana ny mpanao fihetsiketsehana, ary ny daroka baomba tao Gaza [3]:

Ainsi donc un prince (Edward de son nom) est sous le coup d’une enquête [2] en Grande-Bretagne pour avoir supposément battu un chien. Je ne sais pas pourquoi mais j’ai sur le champs pensé en voyant les images de cette nouvelle à ce qui se passait sous d’autres cieux où ce ne sont pas les chiens qui reçoivent des coups de matraques mais plutôt des diplômés chômeurs [4]. Ceci dit, il s’en trouvera sûrement des gens qui diront que ces derniers sont quand même chanceux de ne pas recevoir des missiles sur l [5]eurs têtes [5].

Noho izany, atao famotorana ao Angletera ny printsy (Edward no anarany [2]) noho izy voalaza fa nidaroka alika. Tsy fantatro ny antony, fa rehefa nahita ny sarin'ity vaovao ity aho, dia nieritreritra avy hatrany ny zava-nitranga tamin'ny fomba hafa hoe raha tsy ny alika no niharan'ny daroka kibay fa olona [4] tsy an'asa [4] manana mari-pahaizana [4]. Midika izany hoe, azo antoka fa hisy ireo izay milaza fa manam-bintana ry zareo ireo satria tsy nilatsaka tao amin'ny lohany ny baomba [5].

[6]