Avy ao Angletera Mankao Maraoka ary Gaza

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Reda Blog mampifandray ny fahasiahan'ny Printsy Edward amin'ny biby, ny famoretan'ny polisy Maraokana ny mpanao fihetsiketsehana, ary ny daroka baomba tao Gaza:

Ainsi donc un prince (Edward de son nom) est sous le coup d’une enquête en Grande-Bretagne pour avoir supposément battu un chien. Je ne sais pas pourquoi mais j’ai sur le champs pensé en voyant les images de cette nouvelle à ce qui se passait sous d’autres cieux où ce ne sont pas les chiens qui reçoivent des coups de matraques mais plutôt des diplômés chômeurs. Ceci dit, il s’en trouvera sûrement des gens qui diront que ces derniers sont quand même chanceux de ne pas recevoir des missiles sur leurs têtes.

Noho izany, atao famotorana ao Angletera ny printsy (Edward no anarany) noho izy voalaza fa nidaroka alika. Tsy fantatro ny antony, fa rehefa nahita ny sarin'ity vaovao ity aho, dia nieritreritra avy hatrany ny zava-nitranga tamin'ny fomba hafa hoe raha tsy ny alika no niharan'ny daroka kibay fa olona tsy an'asa manana mari-pahaizana. Midika izany hoe, azo antoka fa hisy ireo izay milaza fa manam-bintana ry zareo ireo satria tsy nilatsaka tao amin'ny lohany ny baomba.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.