Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

05 Marsa 2018

Tantara tamin'ny 05 Marsa 2018

Avy ao Angletera Mankao Maraoka ary Gaza

Reda Blog mampifandray ny fahasiahan'ny Printsy Edward amin'ny biby, ny famoretan'ny polisy Maraokana ny mpanao fihetsiketsehana, ary ny daroka baomba tao Gaza:

Fanafihana Dimy Namely An'i Kabul Tamin'ny Herintaona

Nanapa-kevitra ny Global Voices fa hijery ny dimy fotsiny tamin'ireo fanafihana nahafatesana olona izay namely ny renivohitra Afghan nandritra ny herintaona, ary koa ny fanehoan-kevitr'ireo mponina ao an-tanàna.

Diaben'ny Belza 10.000 Ho Fampanajana ny Zon'ny Mpifindramonina ao Bruxelles

Manohitra ny volavolan-dalàna mamela ny polisy hanao fisavana an-trano ikarohana ireo olona tsy manan-taratasy ny mpanao fihetsiketsehana, mitady ho zava-mahazatra loatra ny zavatra atahoran-dry zareo.

Mpanao Gazety sy Mpanao Sary Fandravahana Mampiseho Tantara Hafa ao Siria

"Tsy araka ny fitsaràna an-tendrony mahazatra, afaka manampy amin'ny adihevitra lehibe sy sarotra ny tantara an-tsary. Mamela ilay mpitatitra handray anjara amin'ny tantara tantarainy"

(Black in Tokyo) Mainty Ao Tokyo: Lahatsarim-Panadihadiana Momba ny Fiainana Ao Japana

Olona dimy no nozohin'ny filma, izay manana fiaviana hatrany Afrika Andrefana ka hatrany Etazonia, mitantara ireo fanamby ara-kolontsaina isan-karazany sy ireo tombontsoa azo araraotina amin'ny fiainana ao Tokyo, Japan

Mamorona Sary-sy-Soratra Amin'ny Fiteny Guernésiais Manatevin-Daharana ny “Fianakaviamben'ny Fiteny Vitsy Mitao”

Ny fisantaran'andraikitra tahaka ny #memeML no nanampy ny mpandray anjara tahaka ny Vaomieran'ny Fiteny ao Guernsey "hahatsapa fa tsy irery ianao, fa ao anatin'ny fianakaviamben'ny fiteny vitsy mpitao manerana izao tontolo izao."