Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Marsa 2018

Tantara tamin'ny 04 Marsa 2018

Shily: Amin'ny Volana Janoary Ny Fifidianana Filoham-pirenena Fihodidina Faharoa

Tamin'ny 13 Desambra, maherin'ny 8 tapitrisa ny Shiliana nandeha tany amin'ny biraom-pifidianana nandritra ny fifidianana ankapobeny. Ny mpandresy mazava tamin'io andro io dia i Sebastián Piñera, kandidàn'ny antoko ankavanana afovoany. Nandresy tamin'ny fihodinana voalohany tamin'ny isan-jato 44% izy.

Azerbaijan: Antsafa Niarahana Tamin'I Scary Azeri

Tsy an-kihambahamba fa tonga dia mivantana avy hatrany , kanefa amin'ny fomba mahatsikaiky foana, vetivety dia lasa nalaza haingana ny bilaogy ary nisy mihitsy aza ny lahatsoratra no naverin'ny fampitam-baovao navoaka tany an-tanindrazany any Azerbaijan.

Rakipeo Fandalinana Boky: Fisaka Ny Tany

Fandalinana ny Bokin'i Thomas Friedman "Fisaka ny Tany."

Amin'ny Alàlan'ny Fanetsehana Ireo Sampy Ejiptiàna, Tetezin'ilay Sarimihetsika “Seder-Masoshism” Novokarin'i Nina Paley ny Momba ny Fanjakan'ny Zokiolona ao Anatin'ny Bokin'ny Eksodosy

"Ny fipetrahan'ny patriarika feno, ny fanalàna an'izay sisan'ny fiankohofana aminà andriamanibavy avy amin'ireo fotoana fahagola no fijeriko ny Fifindramonina."

Shina: Miteraka Tsikera Ilay Areti-Mifindra EV71.

Tamin'ny taona 2003, nafenin'i Shina ny zavamisy hoe nahita tranga an-jatony tamin'ilay karazana vaovao tamin'ny aretin-tratra mahafaty ry zareo, izay lasa fantatra amin'ny hoe SARS