- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Te-Hampiroborobo ny Nasionalisma Amin'ny Alalan'ny Tantara Mitohy Antsoina hoe “Love Missions ” Ny Fitondrana Miaramila ao Thailandy

Sokajy: Azia Atsinanana, Thailandy, Ady & Fifandirana, Fitantanam-pitondrana, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Politika, Zavakanto & Kolontsaina
[1]

Ireo solontenan'ny RAFC naka sary niaraka tamin'ireo mpilalao sarimihetsika sy mpilalao sarimihetsika nandritra ny fihaonambe (avy amin'ny Fanpage Facebook: Royal Thai Air Force News)

Navoakan'i Kittinun Klongyai avy amin'i Prachatai ity lahatsoratra [2] ity, tranonkalam-baovao iray tsy miankina ao Thailandy, ary ary naverina navoaka ato amin'ny Global Voices indray ho ampahany amin'ny fifanarahana fifampizarana votoaty.