Tantara tamin'ny 01 Marsa 2018
Te-Hampiroborobo ny Nasionalisma Amin'ny Alalan'ny Tantara Mitohy Antsoina hoe “Love Missions ” Ny Fitondrana Miaramila ao Thailandy
Famitahan-tena ny mieritreritra fa ampy izany hanamaivana ny alahelon'ny vahoaka sy ny fahadisoam-panantenany amin'ny miaramila amin'ny tontolo tena iainana.
Ny ‘Akoholahy Mivovo’ No Nampiasain'ny Governemanta Maleziana Ho Dokambarotra Hankalazana Ny Taonan'ny Alika Araka ny Shinoa
"Mila manana kolontsaina bebe kokoa na misokatra kokoa amin'ny fahatakarana ny kolontsain'ny hafa ity sampan-draharaha ity. Tena mahasanganehana tokoa izany ary asehon'ny departemantanareo ny tsy fahalalana."
Ozbekistan: Fiampangana Heloka Bevava An'i Umida Akhmedova Mpaka Sary Fanadihadiana
Voampanga ho nanevateva sy nanatsatso ny vahoaka sy ny fomban-drazana Ozbeka i Umida Akhmedova, Ozbeka mpaka sary fanadihadiana, araka ny tatitry ny Fergana.ru [EN].
Ghana: Resadresaka Momba Ny Rakipeo Sy Ny Bilaogin-dahatsary Tao Amin'ny Radio Ghana
Nanadihady ahy tao anatin'ny antsafa ny mpanao gazety iray avy ao amin'ny Radio Ghana nandritra ny atrikasa notontosaiko. Nihaino fampahalalam-baovao maro matetika aho kanefa tsy reko izany ary nihevitra aho noho izany fa tsy nahatratra ny fotoana nandefasana izany angamba na tsy mbola nalefa mihitsy ilay izy.