Inona Indray Ny Lahatsoratra Tena Nahasarika Ireo Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandro Lasa?

“Ry mpamaky! Ny lasa, ny ankehitriny, ny hoavy. “Sary avy amin'ny mpisera Flickr Caffeinatrix. CC BY-NC-ND 2.0

Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara  ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny.

Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa manao izany kosa izahay satria tianay hatrany mba hisy fiantraikany manerana izao tontolo izao ny asa mafy ataonay.

Ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany noho izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 12 ka hatramin'ny 18 Febroary 2018.

Aiza eto amin'izao tontolo izao no ahitana ireo mpamaky ny Global Voices?

Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 209 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :

  1. Etazonia
  2. Japana
  3. Frantsa
  4. Brezila
  5. Meksika
  6. Kanada
  7. Espaina
  8. Trinité sy Tobago
  9. Kolombia
  10. Fanjakana Britanika
  11. Italia
  12. Rosia
  13. Alemaina
  14. India
  15. Filipina
  16. Bangladesh
  17. Arzantina
  18. Indonezia
  19. Peru
  20. Taiwan

Saingy ampahany kely  amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy ao amin'ny Random.org ary hanao topi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:

139. Somalia
153. Maldiva
87. Antigua sy Barbuda
68. Honduras
125. Bahrain

Global Voices amin'ny teny anglisy

Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:

  1. Trinidad & Tobago Finally Gets Its ‘Steups’ Emoji
  2. An Introduction to #MeToo in Japan
  3. How Apple is Paving the Way to a ‘Cloud Dictatorship’ in China 
  4. The Pollution in Iran's Ahwaz Region Turns Deadly
  5. As the World Celebrates Bob Marley Day, Reggae is Changing and So Are Its Fans

1. Nahazo Emoji ‘Steups’ Ihany I Trinidad sy Tobago

2.Ny Fampidirana Ny #MeToo ( Izaho Ihany Koa) Tao Japana

3.Ahoana Ny Fomba Hanokafan'I Apple Ny Làlana Mankany Amin'ny ‘Rahon'ny Jadona’ Tany Shina

4.Nivadika Ho Loza Be Ny Fandotoan-drivotra Tao Amin'ny Faritr'i Ahwaz Any Iran 

5.Miova Ny Reggae Sy Ireo Mpankafy Azy Raha Nankalaza Ny Andron'I Bob Marley Izao Tontolo Izao

Global Voices Lingua

Ny Lingua dia tetikasa iray handikanteny ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy.  Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.

Arabo

Aymara

Bangla

Shinoa (notsorina)

Shinoa (nentim-paharazana)

Tsheky

Holandey

Esperanto

Farsi

Frantsay

Alemà

Grika

Hindi

Hongroà

Indonezianina

Italiana

Japoney

Koreana

Kiorda

Makedoniana

Malagasy

Nepali

Poloney

Portiogey

Romaniana

Rosiana

Espaniola

Swahili

Tiorka

Urdu

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.