Skypecast: Ilay Mpandresy Tamin'ny Bilaogin'ny Fahalalahana Jeff Ooi

(Marihina fa tamin'ny 16 Jona 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nisy ny fanolorana ny antsafa natao tamin'ny alàlan'ny Skype na ny fifanakalozan-kevitra antsearsera niaraka tamin'ireo mpandresy tamin'ny Lokan'ny Bilaogin'ny Fahalalahana RSF.

(Nilaina ny fanampiana avy amin'ireo bilaogera hafa niresaka tamin'ny mpandray anjara izay tsy miteny Anglisy.)

Niarahana tamin'i Jeff Ooi avy any Malezia ny antsafa voalohany. Namoaka ny “fisedrana mafy” ho an'ireo manampahefana afa-po amin'ny tenany ao amin'ny governemanta ao Malezia nitsoaka ny fampahalalam-baovao mahazatra Maleziana moramora ny blaoginy malaza Screenshots .

Henoy ato i Jeff Ooi . (30minutes, 14 MB)

Raha mila fanampim-baovao momba an'i Jeff, jereo ny resadresaka antserasera IRC niarahana taminy sy ny bilaogera iray hafa, Mack Zulkifli, tamin'ny volana Martsa. Tonga tao amin'ny fihaonamben'ny Global Voices tamin'ny volana Desambra izy ary tena nanome aingam-panahy ho anay rehetra. Azonao atao ny mamaky bebe kokoa momba izany eto io sy mihaino izany eto (MP3) .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.