Arahabaina Ireo Mpandresy Tamin'ny Bilaogin'ny Fahalalahana RSF!

(Tamin'ny 15 Jona 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanambara ireo mpandresy tamin'ny Fifaninanana Bilaogin'ny Fahalalahana izay natao tao anatin'ny 2 volana ny Reporters Sans Frontieres. Nofantenana tamin'ny alalan'ny fifidianana antserasera malaza avy tamin'ny alàlan'ny bilaogy manodidina ny 60 izay nofidiana ary “samy miaro ny fahalalaham-pitenenana tsirairay avy” izany, ireo mpandresy dia:

AZIA:
Screenshots avy amin'i Jeff Ooi any Malezia.

AFRIKA SY AFOVOANY ATSINANANA:

Shared Pains avy any Afghanistan
Al Jinane avy any Maraoka

EOROPA:

ICT lex amin'ny teny italiana

AMERIKA:

Pressthink avy amin'i Jay Rosen avy any Etazonia

IRAN:

Mojtaba Saminejad, izay efa nigadra roa taona an-tranomaizina

IRAISAM-PIRENENA:

Netzpolitik, izay nifantoka tamin'ny teknolojian'ny open-source manerantany sy ny fahalalaham-pitenenana .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.