11 Febroary 2018

Tantara tamin'ny 11 Febroary 2018

Antsafa Niarahana Tamin'I Alaa Adb El Fateh Tao Kairo

Bilaogera Egyptiana , mpisolovavan'ny open source sady mpikatroka ho an'ny demaokrasia i Alaa Abd El Fateh. Mitantana ny "Manal and Alaa's Bit Bucket", tranonkala iray mampiantrano ny bilaoginy sy ny bilaogin'ireo fikambanana Egyptiana manohana ny fahalalaham-pitenenana sy ny demokrasia izy miaraka amin'ny vadiny, Manal. Mitantana ny bilaogy mpanangom-baovao Egyptiana ihany koa izy ireo.

Naaton'i Iràna Ireo Fanamelohana Ho Faty An'arivony Mifandraika Amin'ny Zava-mahadomelina Taorian'Ireo Taona Maro Nisoloana Vava Ny Zon'Olombelona

"Ny sivy folo isan-jato amin'ireo voaheloka ho faty noho ny heloka bevava mifandraika amin'ny zava-mahadomelina no indrisy fa mahantra mampalahelo mpisolo vaika ny akalana noho ny fitaterana fotsiny ireo zava-mahadomelina mba handoavana ny trosan'ny zanany vavy na ho an'ny fandidiana ny renin'izy ireo."