- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua Volana Janoary 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua [1] volana Janoary 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 684 isika, nahasarika mpitsidika 206.225 ary jeripejy miisa 249.671. Nahatratra 267.158 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 271.201 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2].

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 186
Espaniola 111
Anglisy 103
Frantsay 70
Grika 68
Rosiana 66

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 64.960
Frantsay 34.933
Japoney 31.715
Shinoa T. 19.007
Portiogey 16.583

Facebook

Arabo ar 131.585
Anglisy 93.872
Shinoa 42.227
Espaniola es 19.870
Frantsay fr 17.652
Amharic am 8.901

Twitter

Shinoa 179.573
Anglisy 87.375
Arabo ar 44.074
Lingua ankapobeny 10.992
Espaniola es 7.648
Bangla bn 7.496
Frantsay fr 5.627

Manome hery ny Lingua ny asan'ny mpandika teny GV sy ny Toniandahatsoratra Lingua rehetra! Faly aho mahita ny lahatsoratro firariana ny taona vaovao [19] nadika tamin'ny fiteninareo!

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [20] Facebook [21], ary Google+ [22]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [23]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! [24]