Mitaky Ny Rariny Ilay Olona Niharan'ny Herisetran'ny Mpitandro Filaminana Sady Miatrika Fanehoan-kevitra Manavakava-bolonkoditra Ao Amin'ny Media Sosialy Tao Myanmar

Ny tobin'ny polisy ao Kyaukdata any Yangon, Myanmar. Sary avy amin'ny Google Map Streetview.
Miatrika ny tsikera antserasera sy ny rafi-pitsarana ny lehilahy iray tao Myanmar rehefa avy nitatitra fa nosamborin'ny mpitandro filaminana tamin'ny fomba tsy ara-drariny izy.
Tao amin'ny kaontiny Facebook, ity tovolahy ity dia nanoritsoritra ny fomba nisamboran'ireo andian-dehilahy manao akanjo sivily azy – izay nilaza azy ireo ho polisy – raha teny an-dàlana nampiasa ny findainy izy tamin'ny alin'ny 18 Janoary.
Taitra tamin'ny zava-nitranga , nandositra tao amin'ny hotely iray teo akaiky teo nangataka fanampiana ilay lehilahy. Tsy nety nanampy azy ireo mpiasa tao amin'ilay hotely ary nanolotra azy ho an'ireo polisy, izay nitondra azy tany amin'ny paositry ny polisy avy eo. Nilaza ilay lehilahy fa nihoa-pefy ara-bakiteny tsotra izao sy nikasi-tanana ireo polisy nanao fanamiana sivily raha teny an-dalana ho any amin'ny paositry ny polisy izy ireo.
“ရဲတွေမှန်ရင် ဖမ်းဝရမ်းပါလား၊ ခင်ဗျားတို့ ကျနော့်ကိုဘာအမှုနဲ့ ဖမ်းမှာလဲ”လို့ ကျနော်ထပ်မေးပါတယ်။ […] “ဖမ်းဝရမ်းပါစရာမလိုဘူး၊ ငါတို့ကရဲတွေကွ”ဆိုပြီးကျနော့်ကို ၆ယောက်လုံးက လုံးထွေးပြီး ရိုက်နှက်ပြီးကားနောက်ဖုံးထဲကို အတင်းစောင့်တွန်းပြီးတင်ပါတယ်။
[Rehefa nisambotra ahy izy ireo dia nanontaniako ] “Raha polisy ianareo, manana taratasy mazava milaza ny fisamborana ahy ve ianareo? Inona no antony hisamboranareo ahy ? “[…]
Hoy izy ireo: “Polisy izahay, tsy misy taratasy aty aminay” ary samy nidaroka ahy avokoa izy 6 sy nanosika ahy ho any aorian'ny fiara.
Navotsotra izy tamin'io alina io ihany rehefa tonga tao amin'ny paositry ny polisy ny rainy. Nanoratra momba ny zavatra niananay tao amin'ny pejiny Facebook izy herinandro taorian'ny namotsorana azy.
Vetivety dia nalaza haingana ny tantara, nahazo zara miisa arivo mahery tao anatin'ny alina iray monja, sy notaterina tamin'ny fampahalalam- baovao mahazatra taorian'izay. Tao amin'ny lahatsorany tamin'ny 26 Janoary, nitantara indray ny zavatra niainany ilay lehilahy ary nanazava ny antony tsy maintsy namoahany izany tao amin'ny media sosialy:
နောက်တစ်နေ့မနက်မှာ ကျနော့်သူငယ်ချင်း မောင်ဆောင်းခနဲ့အတူ မြို့နယ်ရဲမှုးဆီကို သွားရောက် တိုင်တန်းပြီး ဒီလိုမျိုး အပြစ်မဲ့တဲ့ နိုင်ငံသားတစ်ယောက်ကို ဥပဒေဘောင်တွေ ရဲလုပ်ထုံး လုပ်နည်းတွေကျော်လွန်ပြီးရိုက်နှက်ဆဲဆို၊ ခြိမ်းခြောက်ဖမ်းဆီးခဲ့တဲ့ကိစ္စကို အရေးယူပေး ဖို့ပြောဆိုခဲ့ပါတယ်။ ဒါပေမယ့် ရဲမှူးကအထက်ကို အမြန်ဆုံးတင်ပြပြီး ဆောင်ရွက်ပေးပါ့မယ်လို့ပြောပြီး ယနေ့ထက်ထိအရေးယူခြင်းမရှိသေးပါဘူး။
Ny ampitson'iny, nandeha tany amin'ny polisin'ny faritra aho mba hitatitra ity tranga ity ary nangataka azy ireo handray andraikitra [manoloana ireo mpitandro ny filaminana niakanjo sivily ] noho ny fandrahonana, ny famonoana tsy ara-drariny, ary ny fisamborana ny olom-pirenena tsy manan-tsiny nefa tsy misy taratasy fanamarinana. Na dia nampanantena aza ilay manampahefanan'ny polisy tao amin'ny faritra fa hijery momba ilay olana dia tsy mbola nisy ny fepetra noraisina hatramin'izao.
Mpisera Facebook maro no niray hina tamin'ity fisamborana tsy ara-dalàna olom-pirenena ity ary naneho ny fanohanany.
Nampahatsiahy ny andininy voalazan'ny lalàm-panorenana izay miantoka ny zo hiarovana sy ny tsiambaratelon'ny olom-pirenena ny mpikatroka iray:
ကျမတို့ အကာအကွယ်တွေ ရပြီး လွတ်လပ်လုံခြုံနေပြီလား ???
ကျမတို့တွေရဲ့ ပုဂ္ဂိုလ်ဆိုင်ရာ လွတ်လပ်မှုနှင့် ပုဂ္ဂိုလ်ဆိုင်ရာလုံခြုံမှု ကိုရော ကာကွယ်ပေးနေကြရဲ့လား ???၂၀၁၇ခုနှစ် မတ်လ(၈)ရက်နေ့က အတည်ပြုပြဋ္ဌာန်းထားတဲ့ “နိုင်ငံသားများ၏ ပုဂ္ဂိုလ်ဆိုင်ရာ လွတ်လပ်မှုနှင့် ပုဂ္ဂိုလ်ဆိုင်ရာလုံခြုံမှုကို ကာကွယ်ပေးရေးဥပဒေ” မှာ အောက်က အခန်းနှစ်ခန်းပါပါတယ်။ ဖတ်ကြည့်ပါ။
[…]
Afaka sy tsy manana ahiahy ve isika ankehitriny? Manana fiarovana ve isika izao? Moa ve voaaro ny zontsika hanana fiainana manokana sy ny zo amin'ny fiarovan-tena manokana?
Ao amin'ny ” Lalàna momba ny Fiarovana ny Olom-pirenena amin'ny Fiainany Manokana sy ny Fiarovan-tenany Manokana ” izay nosoratana tamin'ny 8 Martsa 2017, dia misy fizarana roa [izay miaro ny raharahan'ity lehilahy ity]. Vakio eto ambany
Nomarihin'i Thaw Htet fa tsy nanao fanamiana ny polisy:
Seems like Burmese police aren't police but thugs who beat up people for no apparent reason. Well, no surprise there.
Tahaka ny hoe tsy polisy ireo polisy Birmana fa jiolahim-boto izay midaroka olona tsy misy antony. Tsy mahagaga izany.
Taorian'ny niparitahan'ny tantara, nanda ny fiampangàna azy ny pejy Facebook-n'ny paositry ny mpitandro ny filaminana ary nanizingizina mihitsy aza fa noforonina ilay tranga sy ny ratra nahazo ity olona ity. Nilaza ny mari-panondroana manokana momba ity nanao fitarainana ity ihany koa izy ireo ary nanambara fa Islamo ny finoany, zavatra izay tsy misy ifandraisany tamin'ny zava-nitranga, saingy mety haharesy kokoa ilay lehilahy, noho ny fifandonana ara-pivavahana ao amin'ny firenena. Nofafana ny lahatsoratra taoriana kelin'izay.

Pikantsary avy amin'ny lahatsoratra navoaka tao amin'ny pejy Facebook-n'ny paositry ny polisy tao Kyauktada izay nofafana tatỳ aoriana.
Nanotany ny maha-zava-dehibe ny fitanisana ny fivavahan'ity nanao fitarainana ity i Myat Thu:
လမ်းဘေးမယ် ငုတ်တုပ်ထိုင်ပီး ဖုန်းပွတ်မိလို့
ရဲအရိုက်ခံရတဲ့ ကိုသန်းတိုးအောင်ကိစ္စကို ကျောက်တံတားရဲစခန်းက ပြန်ရှင်းထားတာမှာ
ဘာကြောင့် အစ္စလာမ်လို့ ထည့်ရေးထားတာလဲ?
ပြီးတော့ အဖမ်းခံရချိန်မှာ မင်း ကုလားလား၊ မြန်မာနိုင်ငံသားလား ဘာညာလည်း မေးတယ်ကြားတယ်
Hate Crime လေလား
Rehefa namoaka ny fanambarana nanazava ny toe-draharaha ny Paositry ny Polisy tao Kyaukdata, nahoana izy ireo no tsy maintsy nilaza ny hoe ‘Islamo’ tao amin'ny fanambarany? Nosamborin'izy ireo izy ary nodarohany raha teo am-pampiasana ny findainy teny an-dalana tamin'ny alina. Ary raha araka ny reko, dia nanontany izy ireo raha toa ka ‘kalar’ na olom-pirenena ao Myanmar izy rehefa nosamborina .
[Azontsika] atao ve ny miantso izany ho Heloka avy amin'ny Fankahalana?
Teny fanambaniana ny teny hoe “kalar“, izay matetika ampiasaina hanondroana ny olona manana fiaviana avy any India Atsinanana amin'ny fomba manavakava-bolokoditra. Tato anatin'ny taona vitsy lasa izay, nampiasa izany teny izany ireo nasionalista sy ireo mpivavaka hiringiriny rehefa hamely ny Miozolomana ao Myanmar, indrindra fa ny vondron'olona Rohingya vitsy an'isa any amin'ny faritra avaratra andrefan'ny firenena. Tsy eken'ny governemanta ho vondrom-poko vitsy an'isa ireo Miozolomana Rohingya teraka tao Myanmar ary tsy ankatoavina ho olom-pirenena ao amin'ny firenena mihitsy noho izany na dia eo aza ny toerana nahaterahany.
Na dia nisy aza ny fanehoan-kevitra marobe nanakiana ny fihetsik'ireo polisy sy ny tsy fahombiazan'izy ireo tamin'ny fitondrana ny nahavanon-doza ho any amin'ny fitsarana dia nisy ihany koa ny fanehoan-kevitra manavakava-bolokoditra tao amin'ny lahatsorany.
Rehefa lasa nalaza be ilay tantara, ny fanehoan-kevitra feno fankahalàna nanafika ilay nanao fitarainana noho ny endri-piaviany, ny volokodiny, ary ny mari-panondroana azy ara-poko no lasa nanjary nalaza kokoa noho ilay olana voalohany tamin'ny herisetran'ny mpitandro filaminana.
Lasa mampiahiahy ny kabarim-pankahalàna ao amin'ny media sosialy mikendry ireo vitsy an'isa ara-pivavahana any Myanmar hatramin'ny firongatry ny hetsika nasionalista hiringiriny tamin'ny taona 2012. Mihamaro hatrany ireo olona manohana ny ideolojia nasionalista Bodista hiringiriny ao amin'ny firenena ary mikendry ny Miozolomana vitsy an'isa sy ny vahoaka Rohingya ao amin'ny media sosialy miaraka amin'ny kabarim-pankahalàna manavakava-bolokoditra.
Nilaza ny Polisy ao Yangon fa hanao fanadihadiana lalina momba ity raharaha ity izy ireo.
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...