- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei

Sokajy: Azia Atsinanana, Broney, Mediam-bahoaka, Sakafo, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny 18 Jolay 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanamarika ny faha 60 taonan'ny Sultan tao Brunei ny 15 Jolay 2006. Nanomboka ny fety! Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana . [1]