Manao Fihetsiketsehana Ny Bilaogera Filipiana Hiarovana Ny Tranokalam-Baovao Rappler

Ny hetsi-panoherana Zoma Mainty tao an-tanàndehiben'i Quezon, Filipina tamin'ny 19 Janoary 2018. Sary avy amin'i Therese Reyes, nozaraina tao amin'ny Twitter.

 

Mivory manao fihetsiketsehana hiarovana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety noho ny hetsika nataon'ny governemantan'i Rodrigo Duterte tamin'ny fanakatonana ny tranokalam-baovao Rappler ao Filipina ireo bilaogera Filipiana.

Ny 11 Janoary teo, nofoanan'ny Komitin'ny Fiarovana sy ny Fifanakalozana ny fahazoan-dàlan'ny fandraharahan'ny orinasa ary nilaza izy ireo fa nanitsakitsaka ny lalàna mikasika ny fitantanan'ny vahiny ny orinasan'ny fampitam-baovao ny orinasa.

Although Rappler has received some financial support the US-based Omidyar Network, it is fully is owned and operated by Filipinos who reside in the Philippines. Nevertheless, President Duterte insinuated in his July 2017 State of the Nation Address that Rappler is “fully owned by Americans.”

Na dia nahazo fanohanana ara-bola avy amin'ny Tambajotra Omidyar avy any Etazonia aza ny Rappler, dia ny Filipiana monina any Filipina no tompony sy mitantana izany iray manontolo. Nanizingizina anefa ny filoha Duterte tao amin'ny Kabariny momba ny Firenena tamin'ny volana Jolay 2017 fa “an'ny Amerikana manontolo ny Rappler .”

Nanao ny hetsi-panoherana “Zoma Mainty” ireo mpanohana tamin'ny 19 Janoary, nanameloka ny fanafihana ny tranokalam-baovao natao fahirano ary nitaky fiarovana matanjaka kokoa ho an'ny fahalalahan'ny fampitam-baovao. Nivory tao an-tanàndehiben'i Quezon sy Bacolod mba hanandratra ny feon'izy ireo ny mpikambana ao amin'ireo fampahalalam-baovao mahazatra, ireo mpanao gazety avy amin'ny oniversite, ireo mpikatroka, ary ireo manandra-tenin'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety.

Ireo tanora Filipiana miaro ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety.

Nipoaka ny hetsi-panoherana tao Timog sy Katipunan androany ho fanehoana ny hetsi-panoherana manohitra ny fanafihan'ny governemanta ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety.

Ny fampitam-baovao Bacolod, nanatevin-daharana ny antso ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ny vondrona.

Nanaisotra ny fahazoan-dàlan'ny Rappler ny SEC tamin'io herinandro io ihany, nampiantso ny tale jeneralin'ny orinasa Maria Ressa ihany koa ny Birao Nasionaly Mpanao Famotorana ao amin'ny firenena, niaraka tamin'ny mpitati-baovao sy ny iray tamin'ireo tompon'ny orinasa. Natao ny fanadihadiana noho ny fitakiana nataon'ny mpandraharaha Wilfredo Keng, izay nanambara fa nandika ny lalàna momba ny “fanalam-baraka antserasera” ny Rappler tao amin'ny lahatsoratra iray tamin'ny taona 2012 izay nanaporofo fa niray tsikombakomba tamin'ny fanondranana olona an-tsokosoko sy ny fanondranana zava-mahadomelina i Keng. Nampanantena ny Rappler fa hamaha ny olana momba ny fanenjehana atao amin'ny orinasa .

Niara-nanoratra sy nanao sonia ny fanambarana iray maneho ny fanoloran-tenan'izy ireo amin'ny fahalalaham-pitenenana, sy ny firaisankinany amin'ny Rappler ny 19 Janoary teo ireo bilaogera Filipiana. Ity fanambarana ity izay nosoratan'ny Bilaogera Reny Noemi Dado dia anisan'ny firotsahana amin'ny fanohanana avy amin'ny mpiseran'ny media sosialy Filipiana sy ny mpisera ao amin'ny Rappler ary mba ho fiarovana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ihany koa.

Bilaogera maro hafa no nasaina hanatevin-daharana ireo mpandray anjara amin'ny fanaovan-tsonia ao amin'ny http://bit.ly/bloggersforfreedom. Indro ireo andinin-teny tao amin'ilay fanambarana sy ireo mpanao sonia voalohany:

Statement: Bloggers for Freedom

We concerned Filipino bloggers stand for the rights to free expression and to free speech. And our first responsibility is to protect these rights.

We thus stand with Rappler, its right to exist, the rights of its working journalists and contributors, and the rights of its community of readers.

We stand against moves to silence and scare journalists, bloggers and media practitioners just because the President and his ardent supporters dislike their news and views.

Now is a time for making choices amid battles between truth and lies, debate and dissonance, democracy and dictatorship.

We sign our names here to tell everyone we have made a choice. We are bloggers for freedom.

Noemi Lardizabal-Dado
Tonyo Cruz
Dale Bacar
Marcelle Fabie
Myk Mykapalaran Cruz
Rod Magaru
Ely Valendez
Alex Lapa
Tess Termulo
Zena Bernardo
Jover Laurio
James Romer V. Velina
Ramon Nocon
Flow Galindez
Helga Weber
Mc Richard Viana Paglicawan
Raymond Palatino
Loi Landicho
Saul de Jesus
Karlo Mongaya
Ricky Rivera
Mark Will Mayo Magallanes
Eyriche Cortez
Julius Mariveles
Yusuf Ledesma
RJ Barrete
Dino Manrique
Peachy Tan
Rhadem Camlian Morados
Julius Rocas
Jon Limjap
Markku Seguerra
Jam Ancheta
Estan Cabigas
Enrico Dee
Acee Vitangcol
Stefan Punongbayan
Jesus Falcis
Hancel Reyes
Czarina Maye Noche
JM Mariano
Reginald Agsalon
John Clifford Sibayan
Jane Uymatiao
Johnn Mendoza
Carlos Celdran
Christian Melanie
Jann Medina
Carlo Arvisu
Inday Espina Varona
Eugene Alvin Villar
Melo Villareal
Brian Ong
JM Tuazon
Fritz Tentativa
Fitz Villafuerte
Tina Antonio
Mykel Andrada
Reynaldo Pagsolingan Jr.
Renz Daniel de Vera
Alfred John Tayona
Jed Lariego
Judith Albano
Maritel Ledesma
John Paul Manahan
Vencer Crisostomo
John Phillips Bengero
Leo D. Cloma
Kassy Pajarillo
Dianne Salonga
Joseph Gonzales
Bimbo Isidro
Alan de Luzuriaga
Acielle Angeli Garcera
Maria Jose
Nath Hermosa
Mavic Conde
Anton Deleon
Pepe Cabrera
Jorel Alfuente
Yshmael Cabana
Allandale Antenero
Consie Lozano
John Philip C. Bravo
Eduardo Joven
Claire Madarang
Randell Tiongson
Michelle Ressa Aventajado
Jim Paredes
Didi Tiu Tang
Menard Osena
Oji Sanchez

Fanambarana: Bilaogeran'ny Fahafahana

Manohana ny zon'ny fahalalaham-pitenenana sy ny fahalalahana maneho hevitra izahay bilaogera Filipiana. Ary ny miaro ireo zo ireo no andraikitray voalohany.

Manohana ny Rappler izahay noho izany, ny zony hitsangana, ny zon'ireo mpanao gazety miasa ao aminy sy ireo mpandray anjara, ary ny zon'ireo vondrom-piarahamonina mpamaky azy.

Mijoro manohitra ny fihetsika fampanginana sy fandrahonana ny mpanao gazety, ny bilaogera ary ireo matihanina amin'ny fampitam-baovao izahay satria tsy tia fotsiny ny vaovaony sy ny fomba fijeriny ny Filoha sy ireo mpanohana azy.

Tonga ny fotoana ankehitriny hanaovana safidy eo anivon'ny adin'ny fahamarinana sy ny lainga, ny adihevitra sy ny tsy fitovian-kevitra, ny demaokrasia sy ny jadona.

Manasonia ny anaranay eto izahay mba hilazana amin'ireo olona rehetra fa efa nanao ny safidinay izahay. Bilaogera ho an'ny fahalalahana izahay.

Noemi Lardizabal-Dado
Tonyo Cruz
Dale Bacar
Marcelle Fabie
Myk Mykapalaran Cruz
Rod Magaru
Ely Valendez
Alex Lapa
Tess Termulo
Zena Bernardo
Jover Laurio
James Romer V. Velina
Ramon Nocon
Flow Galindez
Helga Weber
Mc Richard Viana Paglicawan
Raymond Palatino
Loi Landicho
Saul de Jesus
Karlo Mongaya
Ricky Rivera
Mark Will Mayo Magallanes
Eyriche Cortez
Julius Mariveles
Yusuf Ledesma
RJ Barrete
Dino Manrique
Peachy Tan
Rhadem Camlian Morados
Julius Rocas
Jon Limjap
Markku Seguerra
Jam Ancheta
Estan Cabigas
Enrico Dee
Acee Vitangcol
Stefan Punongbayan
Jesus Falcis
Hancel Reyes
Czarina Maye Noche
JM Mariano
Reginald Agsalon
John Clifford Sibayan
Jane Uymatiao
Johnn Mendoza
Carlos Celdran
Christian Melanie
Jann Medina
Carlo Arvisu
Inday Espina Varona
Eugene Alvin Villar
Melo Villareal
Brian Ong
JM Tuazon
Fritz Tentativa
Fitz Villafuerte
Tina Antonio
Mykel Andrada
Reynaldo Pagsolingan Jr.
Renz Daniel de Vera
Alfred John Tayona
Jed Lariego
Judith Albano
Maritel Ledesma
John Paul Manahan
Vencer Crisostomo
John Phillips Bengero
Leo D. Cloma
Kassy Pajarillo
Dianne Salonga
Joseph Gonzales
Bimbo Isidro
Alan de Luzuriaga
Acielle Angeli Garcera
Maria Jose
Nath Hermosa
Mavic Conde
Anton Deleon
Pepe Cabrera
Jorel Alfuente
Yshmael Cabana
Allandale Antenero
Consie Lozano
John Philip C. Bravo
Eduardo Joven
Claire Madarang
Randell Tiongson
Michelle Ressa Aventajado
Jim Paredes
Didi Tiu Tang
Menard Osena
Oji Sanchez

Fanamarihana: Anisan'ny nanao sonia ny fanambarana ny mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina Global Voices Filipiana  Karlo Mongaya, Julius Rocas ary Mong Palatino (toniandahatsoratry ny Global Voices any Azia Atsimo Atsinanana.)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.