- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Filipina: Bilaogeran'ny Fahalalahana

Sokajy: Hafanam-po, Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

Manohana ny zon'ny fahalalaham-pitenenana sy ny fahalalahana maneho hevitra izahay bilaogera Filipiana. Ary ny miaro ireo zo ireo no andraikitray voalohany.

Manohana ny Rappler izahay noho izany, ny zony hitsangana, ny zon'ireo mpanao gazety miasa ao aminy sy ireo mpandray anjara, ary ny zon'ireo vondrom-piarahamonina mpamaky azy.

Mijoro manohitra ny fihetsika fampanginana sy fandrahonana ny mpanao gazety, ny bilaogera ary ireo matihanina amin'ny fampitam-baovao izahay satria tsy tia ny vaovaony sy ny fomba fijeriny ny Filoha sy ireo mpanohana azy.

Tonga ny fotoana ankehitriny hanaovana safidy eo anivon'ny adin'ny marina sy ny lainga, ny adihevitra sy ny tsy fitovian-kevitra, ny demaokrasia sy ny jadona.

Manasonia ny anaranay eto izahay mba hilazana amin'ireo olona rehetra fa efa nanao ny safidinay izahay. Bilaogera mitady fahafahana izahay.

Noemi Lardizabal-Dado
Tonyo Cruz
Dale Bacar
Marcelle Fabie
Myk Mykapalaran Cruz
Rod Magaru
Ely Valendez
Alex Lapa
Tess Termulo
Zena Bernardo
Jover Laurio
James Romer V. Velina
Ramon Nocon
Flow Galindez
Helga Weber
Mc Richard Viana Paglicawan
Raymond Palatino
Loi Landicho
Saul de Jesus
Karlo Mongaya
Ricky Rivera
Mark Will Mayo Magallanes
Eyriche Cortez
Julius Mariveles
Yusuf Ledesma
RJ Barrete
Dino Manrique
Peachy Tan
Rhadem Camlian Morados
Julius Rocas
Jon Limjap
Markku Seguerra
Jam Ancheta
Estan Cabigas
Enrico Dee
Acee Vitangcol
Stefan Punongbayan
Jesus Falcis
Hancel Reyes
Czarina Maye Noche
JM Mariano
Reginald Agsalon
John Clifford Sibayan
Jane Uymatiao
Johnn Mendoza
Carlos Celdran
Christian Melanie
Jann Medina
Carlo Arvisu
Inday Espina Varona
Eugene Alvin Villar
Melo Villareal
Brian Ong
JM Tuazon
Fritz Tentativa
Fitz Villafuerte
Tina Antonio
Mykel Andrada
Reynaldo Pagsolingan Jr.
Renz Daniel de Vera