Slovakia: Ilay Saribao Tsy Nirehitra
(Marihana fa tamin'ny 25 Desambra 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Namoaka ity tantara ity ny gazety SME ny 22 Desambra:
Indray takariva, nijanona teo anoloan'ny trano sady fivarotan'I Anna Pitáková ny kamiao vahiny iray nitondra saribao avy any Polonina.
Niditra nanontany ny mpivarotra ireo lehilahy raha toa ka hividy saribao izy. Rehefa namaly azy ireo izy fa tsy mila izany, dia nangataka azy rano mba hisotroana kafe izy ireo. Nilaza izy ireo fa simba ilay fiara ary raikitra tao amin'io tanànakely io izy ireo.
Ny ampitso maraina, niverina tao amin'ilay fivarotana izy ireo. Toa nangatsiaka izy ireo ary nilaza fa azo vidiana 10 euros isaky ny 100 kg ny saribao, raha tokony 15 euros izany, ary izy ireo ihany no manatitra izany any amin'ny toerana hitoerany:, raha tsy mividy izany ilay ramatoa dia tsy hihetsika ilay fiara.
Tamin'ny farany, novidiany valo euros ilay saribao sady nanamboarany dite nisy rôma ihany koa izy ireo:
Nandritra ny faran'ny herinandro, nahamarika izy fa tsy nirehitra ny saribao. Na dia nafangaro tamin'ny hazo sy solika aza izany. Na nodiovina aza ny ‘cheminée’ dia tsy nampiova na inona na inona izany. Nandritra ny efatra andro, tsy nahavita nanafana ny tranony izy raha tsy naka indray ireo saribao ambiny teo aloha izay tany ambanin'ireo vaovao.
“Mety hihomehy ahy angamba ny olona, ary vao mainka hanome tsiny ahy ny hafa. Efa saiky azoko tamin'ny antsasa-bidiny izany raha niady varotra aho. “
Ireo olona hafa nividy ity saribao ity – izay namidin'ireo mpitondra fiara miisa enina izay mitovy avokoa – dia nandoa vola 15 euros ho an'ny saribao izay tsy mirehitra. Manodidina ny 17 euros ny vidin'ny saribao tamin'izay fotoana izay (mazava ho azy fa tsy misy manatitra any an-trano toy izany) .
Tsy naharay fitarainana momba ny hosoka ny polisy tao an-toerana na dia very vola an-jatony euros aza ireo lasibatra.
Ireto misy fanehoan-kevitra vitsivitsy avy amin'ireo mpisera aterineto Slovaky.
janosp:
En Pologne, ils n'auraient eu aucune chance de vendre ce charbon, ils sont venu en Slovaquie pour trouver des pigeons.
HOVADO:
Qu'ils aient été arnaqués n'est pas un problème énorme. Le problème est que ces pauvres gens se taisent. Personne n'a pipé mot, personne n'a déposé plainte, donc, j'ai comme l'impression que tout le monde était satisfait.
ay:
Je suppose, bien entendu, que la dame en question a un reçu ou une preuve d'achat quelconque et qu'elle pourra déposer sans problèmes une réclamation 😉
Jemenlyn:
Je suis natif de [Orava], même si je n'y vais pas très souvent. Mais ça me surprend toujours a quel point il y a un méfiance profonde, et même de l'animosité, envers les Polonais. Cette histoire n'est ni la première du genre, ni la dernière. [Mais si vous abordez d'autres sujets, peut-être que les mêmes personnes surnommeront [les Polonais] “sauveurs de la culture occidentale” et “frères de sang slave”.]
andy25 :
Désormais, cette petite dame pourrait troquer [l'économie réalisée en gaz à effet de serre] :DD
frank zappa:
Cet exemple est la preuve qu'une nation stupide vit en Slovaquie, et que de pareils idiots ont [aussi] le droit de voter.
dujlujhuj:
Les gens ne sont toujours pas au parfum sur le label “made in Poland” ? Ils ne savent pas que quand un Polonais leur dit qu'il pleut, il faut sortir dehors pour vérifier ?
rizlon:
Ce charbon brule, mais pas dans de si petits poêles. Il a un revêtement chimique, qui brule dans des fours plus grands, fait pour des températures beaucoup plus élevées. [Selon une autre théorie, il s'agit de déchets des mines de charbon]
karol34:
Les gens oublient souvent la règle d'or : si c'est vraiment une trop bonne affaire, alors, probablement, ce n'en est pas une
.
janosp:
Any Polonina, tsy afaka mivarotra ity saribao ity mihitsy izy ireo, tonga any Slovakia izy ireo mba hitady izay ho fitahina.
HOVADO:
Tsy olana goavana ny fitaka natao ireny olona ireny. Fa ny fahanginan'ireo olona mampalahelo ireo no olana. Tsy nisy sahy niteny , tsy nisy nametraka fitarainana, noho izany afa-po ny rehetra amiko.
ay:
Heveriko fa, mazava ho azy, fa ity vehivavy voakasika ity dia manana tapakila na porofo nividianany izany ary afaka mametraka fitarainana tsara izy 😉
Jemenlyn:
Teratany [Orava] aho, na dia tsy mandeha matetika loatra any aza. Saingy mahagaga ahy foana hoe misy ny fiahiahiana lalina sy ny fankahalana ny Poloney. Tsy voalohany tamin'ny karazan-tantara toy izany na ny farany ity tantara ity. [Raha miresaka lohahevitra hafa kosa ianao, angamba ireo olona ireo hiantso [ireo Poloney] hoe “mpamonjy ny kolontsaina tandrefana” sy “rahalahy Slavy”.]
andy25:
Ankehitriny, afaka mivarotra [ity tahirin'etona ity] ity ramatoa kely ity: DD
frank zappa:
Ity ohatra ity dia porofo fa miaina any Slovakia ny firenena adala iray , ary manan-jo hifidy ihany koa ny olona adala toy izany.
dujlujhuj:
Mbola tsy zatra ny marika hoe “vita avy any Polonina” ve ny olona? Tsy mbola fantatr'izy ireo fa rehefa milaza amin'izy ireo hoe avy ny orana ny Poloney dia mila mandeha mivoaka mihitsy mijery izany?
rizlon:
Mirehitra io saribao io, fa tsy ao anaty fatana bitika toy izany. Manana akora simika izy, izay mirehitra amin'ny lafaoro lehibe kokoa, ho an'ny maripana ambony kokoa. [Araka ny ambaran'ny teoria iray hafa, fako azo avy amin'ny fitrandrahana arintany izy io]
karol34:
Matetika manadino ny fitsipika volamena ny olona: raha misy raharaham-barotra milaza azy ho tsara dia mazava ho azy fa tsy ilay tena izy izany
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...