Raha tamin'ny 25 Desambra no nankalazaina tany Andrefana ny Krismasy, ny herinandro voalohany amin'ny volana Janoary kosa ireo firenena hafa no nankalaza azy io. Tao Armenia, anefa, toa lasa lohahevitra iray tao amin'ny Twitter izy io noho iKim Kardashian olon'ny fiaraha-monina Amerikana-Armeniana nibitsika ilay vaovao ho an'ireo 5.796.422 mpanaraka azy.
Na izany aza, tsy tena resy lahatra i Dave Chappelle, ilay amerikàna mpanao hatsikana, raha toa tena izy ilay fety, ka nitarika tokoa ho amin'ireo valinteny feno hetezerana.
Global Voices dia zakain'ny ezak'ireo mpandray anjara manolo-tena, orina mpanasoa, mpanome sy ireo serivisy mifandraika amin'ny iraka. Raha hijery torohay bebe kokoa miangavy mba vakio ny