Tantara tamin'ny 20 Janoary 2018
Mitonon-tena Ho Gadra Politika Ireo Mpikatroka Mafana Fo Paragoaiana, Saingy Lavin'ny Fanjakàna
"Ny fahafahana, amiko, dia ny fahazoan'ireo lehilahy sy vehivavy rehetra miasa sy miaina amim-pahamendrehana..."
Lehilahy Miozolomana iray Nodorana sy Novonoina Anatin'ny Fankahalana Silamo ao India
Tokony hahamenatra antsika rehetra ny famonoana feno habibiana an'i Mohammed Afrazul, tsy hisy na inona na inona hanelingelina ny feon'ny fieritreretantsika rehefa tsy manelingelina azy ny fankahalana mahatsiravina tao ambadik'izany.
Shina, Horonantsary Miresaka Fako Plastika Maneho Ny Olana Ara-Tontolo Iainana
Tohina sy tezitra ny vahoaka shinoa noho ny fampielezana lahatsary fanadihadiana iray miresaka ny fahapotehan'ny tontolo iainana vokatryny indostirian'ny plastika ao Shina.
Nandefa Fanomezana Taombaovao Ho An'i Kambodza ny Google
Gaga ireo mpisera Google any Kambodza raha nahita fa rehefa mitsidika ny www.google.com izy ireo, dia mitondra azy ireo any amin'ny anaran-tsehatra www.google.com.kh ny tranonkala. Tany am-piandohan'ny volana Desambra, nanangana ny anaran-tsehatra Google Cambodia ny Google.
Nikaragoà: Maneho Hevitra Momba Ny Fampandrosoana Ambanivohitra Amin'ny Alàlan'ny Lahatsary Ny tantsaha
Manome ny tantsaha any amin'ny vondrom-piarahamonina ambanivohitra ny fahafahana miteny amin'ny alàlan'ny lahatsary milaza ny ahiahiny, ny tetikasany, ny faniriany ary ny heviny ny tetikasa Alzar las Voces (Ampiakaro ny Feo) any Nikaragoà.
Tsy Hita Nandritra Ny 150 Andro Ilay Bilaogera Yemenita Mpiaro Ny Zon'olombelona, Hisham Al-Omeisy

Talohan'ny nitazonana azy, niresaka momba ny fifandonana nitranga tany Yemen nibaribary i Hisham Al-Omeisy.
Hetsika Ara-politika Vaovao: Chile Primero
Nitsangana ny hetsika ara-politika vaovao, Chile Primero [ES] noho ny tsy fahafaham-pon'ny olom-pirenena tamin'ireo mpanao politika sasany. Manohana ity hetsika ity izay hotontosaina amin'ny 12 Mey i Fernando Flores [ES], Jorge Schaulsohn sy Esteban Valenzuela [ES].