Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fitokonana ao Cochabamba!

Androany maraina, nandefa lahatsary vitsivitsy momba ny fitokonana mitranga androany ao amin'ny tanànany Cochabamba , Bolivia i Eddie Avila. Nanontany azy aho raha toa ka azoko avadika ho lahatsoratra Instagram ilay izy.

Out in the streets of his hometown of #Cochabamba, #Bolivia this morning, @barrioflores, director of GV’s Rising Voices section, captures these videos, and reports: “The city is currently experiencing a civic strike in protest against a new penal code and the president’s attempt to run for indefinite reelection. Public transport vehicles are blocking the major intersections, most businesses are closed, and ordinary citizens are out in the streets. Not sure what’s happening in the south of the city, where there’s more support for the president, but things around here are peaceful so far. Hopefully they will stay that way.” #instaGV #dayinthelifeofGV #everydayGV #everydayBolivia #protest #politics #everydayeverywhere

A post shared by Global Voices (@globalvoicesonline) on

Teny ivelany, tao an-tanànany ao #Cochabamba, #Bolivia izao maraina izao, @barrioflores, nandraikitra ireo lahatsary sy tatitra ireto ny talen'ny sampana Raising Voices ato amin'ny GV: “Miaina fitokonana ankehitriny ny tanàna ho fanoherana ilay didy vaovao famaizana sy ny ezaky ny filoha Evo Morales hirotsaka ho aminà fahalaniana tsy manam-petra amin'ny fifidianana. Mibahana ireo sampanan-dàlana be mpampiasa ireo fiarabe fitaterana, mikatona ny ankamaroan'ireo fandraharahàna, ary mivoaka eny an'arabe ny olona. Tsy haiko izay tena zava-mitranga any atsimon'ny tanàna, toerana ananan'ny filoha mpanohana maro kokoa, fa hatreto aloha dia milamina ny ety amin'ny amnodidina ety. Irariana ny hitohizan'izany.” . #instaGV #anndrompiainanaGV #andavananadroGV #isanandroBolivia #hetsipanoherana #politika #isanandroenyrehetraeny

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.