Azafady, fantaro i Ali Khalil, toniandahatsoratra vaovao ato amintsika miandraikitra ny Lingua Arabo! Ankehitriny dia i Ali sy Rawan Gharib no mitantana ny tranonkala amin'ny teny Arabo.
Ali, safiotra Ejiptiana-Sodaney monina ao Kairo, dia miasa miandraikitra ny toeran'ny Lehiben'ny Filankevitra momba ny Fitantanana ny Fanangonana Trosa any amin'ny Mpanjifan'ny Etisalat Misr, ary mpandikateny & toniandahatsoratra miasa malalaka ! Hainy ny teny Arabo, Anglisy ary Alemàna !
Afaka ataonao ny manaraka azy ao amin'ny Facebook, LinkedIn, sy Instagram!
Tongasoa , Ali! 🙂