- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Pakistana: Raiso ny Fiadiana Ry Olom-Pirenena!

Sokajy: Pakistana, Ady & Fifandirana, Mediam-bahoaka

Miady amin'ny Taliban amin'izao fotoana izao i Pakistana ary miharatsy hatrany ny fandriampahalemana any amin'ny tanĂ na maro . Maneho hevitra [1] ao amin'ny bilaogin'i Deadpan Thoughts momba ny andraikitry ny olom-pirenena tsotra i Faisal Kapadia : ” Tafiditra amin'ity ady ity isika rehetra amin'izao fotoana izao, toy izany koa ny fianakaviantsika, na tiantsika izany na tsia, ny zavatra tsara indrindra tokony hatao noho izany dia ny fandraisantsika anjara. “