Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Janoary 2018

Tantara tamin'ny 14 Janoary 2018

Nahatonga Hetsika Hiarovana Ny Tontolo Iainana Ny Fanarenana Indray Ny Farihy Tranainy Tao Kathmandu 

Niady mba hamonjena ny farihy hajaina fatratra ao afovoan'i Kathmandu izay noritin'ny manampahefana mba hanaovana ny fanarenana indray ny tempoly fahiny ireo mpikatroka ao amin'ny Lohasahan'i Kathmandu sy ireo mponina ao an-toerana .

Tsirony Kely Avy Amin'ny Mpanoratra Sy Ny Tononkalo Shiliana Fizarana Voalohany

Fanta-daza ho manana poety maro i Shily, anisan'izany ireo Mpandresy Nobel Prize Gabriela Mistral, Amerikana Latina voalohany nahazo ny loka Nobel ho an'ny Literatiora (1945) sy Pablo Neruda, iray amin'ireo poety be mpanaraka indrindra tamin'ny taonjato faha-20 (1971).

Tantaram-Pifanolanana Teo Amin'i Bolivia sy i Shily, Moron-dRanomasina

Manana olana samihafa iadin-kevitra i Shily sy Bolivia. Jereo ny lahatsoratr'i Eduardo Ávila raha te-hahalala bebe kokoa momba ity lohahevitra ity.