Tantara tamin'ny 10 Janoary 2018
HiperBarrio: Manova Ny Fomba Fijery Amin'ny Alalan'ny Fahaiza-Mamorona
Ohatra tsara mikasika ny fitomboan'ny fahafahan'ireo vondrom-piarahamonina zara raha fatantra mba hilaza ny tantaran'izy ireo amin'izao tontolo izao avy amin'ny toerana lavitra sy mitoka-monina ny tetikasa HiperBarrio, nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices.
Medellin, Colombia: Renivohitra Nalaina An-keriny, Avy Eo Tanàna Teraka Indray
Nitsidika an'i Bangladesh izahay tamin'ny fandraisam-peo voalohany Rising Voices, izay misy ny Foibe Nari Jibon mampianatra ny zatovovavy ao Dhaka haneho hevitra amin'ny fandraisana anjara amin'ny resadresaka an-tserasera. Amin'ity herinandro ity, manova ny endrika izahay ary mamoaka ity fandraketam-peo ity amin'ny fizarana roa samihafa
Azia: Ny Aziatika Sy Ny Fampitam-baovao Tandrefana
Nanamarika i Liu Jiang, talen'ny toniandahatsoratra ao amin'ny Sampam-baovao Xinhua tao amin'ilay lahatsoratra, fa ""manjaka amin'ny roa ampahatelon'ny randram-baovao amin'ny ankapobeny ny fahaiza-mamoroporona efa mivoatra, izay ananan'ny ampahafiton'ny vahoaka manerantany."
Nandrehitra Fahatezerana Tao Ozbekistan ny Fitombenan'i Robbie Williams
“Ireo ny tarika-ko... [Ary] ito kosa ny fitombenako... Izao alina izao, ahy ny fitombenanareo“
Shina : Fifandonana Manodidina Ny Famokarana Herinaratra
Misy toerana betsaka ao amin'ny faritra, maninona no tena misisika mafy ry zareo hoe eny akaikin'ny sekoly sy toeramponenana no hanorenana ilay toby famokarana herinaratra?
#FindRaza: Fanentanana Amin'ny Media Sosialy Ho Amin'ny Fiverenan'ilay Mpikatroka Zon'Olombelona Pakistaney
Satria miandry ny fiverenany azo antoka ny fianakaviany, nanao fanentanana amin'ny media sosialy ny mpikatroka mba hanery ny manampahefana handray fepetra. Ny tenifototra #FindRaza no nampiasaina hitakiana ny famerenana azy.
Niteraka Hetsi-panoherana ao Iran Ny Volavolan-Tetibola
Navadikareo ho mpangataka avokoa ny rehetra. Azafady mba lazao an'i Khamenei, lazao amin'ny filoha, lazao amin'ny rehetra, lazao azy ireo fa diso fanantenana izahay. Tsy mila an'ity revolisiona ity izahay. Halanay ireo mpitondra fivavahana.
Fankalazana Krismasy Voalohany Hatramin'ny Nialan'ny ISIS Tao Mosul Iraka
"Tsy maintsy miaraka amin'ny Kristianina, Yazidis, ary ny vondrom-piarahamonina hafa ny fandrafetana an'i Iraka."
Fitokonana Tsy Mihinan-kanina, Gazety Voasivana & Fikambanana Tsy Miankina Voarara
Fanontaniana nipetraka tany Iràna: Inona no dikan'ny hoe mpikatroka mafana fo amin'ny yahoo na Google ? [...] Inona ny dikan'ny hoe mpanao gazety cybernetika ?