Hong Kong: Vonjeo Ny Honahonan'i Ha Pak Nai
(Marihina fa tamin'ny 15 Septambra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Araka ny tatitra iray nivoaka tao amin'ny gazety mpivoaka isan'andro [ao Hong Kong] (niverina tao amin'ny inmediahk.net), nikasa ny hanangana tetikasa fanorenan-trano goavana tao amin'ny faritra mando voajanahary mahafinaritra indrindra antsoina hoe Ha Pak Na. (下 白泥,), ao Yuen Long ny iray amin'ireo mpandraharaha lehibe indrindra amin'ny fananganan-trano ao Hong Kong. Nahitana trano miisa 122 , trano fandraisam-bahiny miisa 57 misy rihana dimy farafahakeliny, kianja filalaovana golf ary mozea kely ho an'ny bibikely ny tetikasa, ao anatin'ny faritra mando mirefy dimy tapitrisa metatra toradroa. Izany hoe nomena ny orinasa tsy miankina amin'ny maha tetikasa fanorenana an-tanàndehibe azy ity faritra voajanahary ity.
Nandrisika ireo mpamaky azy mba hanao fanoherana an-tsoratra ny fangatahana fahazoan-dàlana fanorenana ny bilaogy People's blog. Ny 26 Septambra 2008 no fe-potoana farany. Nametraka sarintany antserasera nanazava ny tetikasa ihany koa ilay bilaogera .
Nanangana vondrona iray tao amin'ny Facebook i Chan Siu Ming izay nangataka hetsika hanoherana ity tetikasa fanorenana ity. Ireto misy fanehoan-kevitra vitsivitsy nalefan'ireo mpikambana tao amin'ny vondrona.
Judy To: pouvons-nous faire quelque chose comme manifester…faire signer des pétitions pour exprimer notre désacord ?????
Judy To: afaka manao zavatra tahaka ny fihetsiketsehana ve isika… manao fanangonan-tsonia mba hanehoana ny tsy fankatoavantsika?????
Felix Chan:
122個豪宅單位同56個低密度酒店單位,哥爾夫球場…起完呢堆野仲有q昆虫咩,個昆虫館用黎昆d人捉虫用啊…?
Trano fonenana tsara tarehy miisa 122 sy trano fandraisam-bahiny miisa 56 ary kianja filalaovana golf … Aorian'izany, hanaraka ve ny bibikely? Atao inona ny mozea ho an'ny bibikely? Mba hiarovana ireo bibikely maty noho ny fahadisoan'ireo namadika antsika?
Nametraka ny drafiny i Kan Cheng:
A Loy : nous pouvons écrire une lettre à EPD (Environment Protection Department) à ce propos après le 26 septembre, mais il faut qu'elle soit pro, sur l'impact environnemental du golf. Je peux le faire plus tard, car l'EPD n'est peut-être même pas au courant de ce projet, et nous avons besoin de temps pour construire notre argumentaire.
Pour Him : c'est pour cette raison que nous devons alerter la population, mais il faut que ce soit simple, car les gens à Hong Kong sont plutôt pour les développements immobiliers. Mais si nous pouvons toucher les défenseurs de l'environnement sur l'aspect écologique ou sur l'égalité des droits, ou autre chose, alors le gouvernement ne prendra peut-être pas le risque de soutenir le lotissement.
Pour Felix : c'est donnant-donnant -> c'est le “le bonus” [écologique] de leur projet. il faut leur opposer que ces espaces naturels ne peuvent pas être utilisés par les citoyens à cause de problèmes de transport, pour faire annuler la demande.
Ho an'i Loy: Afaka manoratra taratasy ho an'ny EPD (Departemanta Miaro Ny Tontolo Iainana) isika momba izany aorian ‘ny 26 Septambra, kanefa tsy maintsy miresaka momba ny olana ara-tontolo iainana eo amin'ny kianja filalaovana Golf izany. Afaka manao izany aho aty aoriana satria mety tsy mahafantatra akory ity tetikasa ity ny EPD, ary mila fotoana isika mba hanomanana ny tohan-kevitsika .
Ho an'i Him: Izany no antony tokony hanairantsika ny vahoaka, saingy tsy maintsy tsotra izany satria mankasitraka ny fampandrosoana amin'ny fanorenana ny olona ao Hong Kong. Fa raha azontsika atao ny mifandray amin'ireo mpiaro ny tontolo iainana amin'ny lafiny ekolojika na amin'ny fitovian-jo, na zavatra hafa, dia mety tsy hiroso amin'ny fanohanana ilay tetiskasa angamba ny governemanta.
Ho an'i Felix: misy ny ty sy nday -> io no “bonus” [ekolojika] amin'ny tetikasany. Tsy maintsy lazaina fa tsy azon'ny olom-pirenena ampiasaina ireo faritra voajanahary ireo noho ny olana ara-pitaterana, mba hanafoanana ny fangatahana.
Nilaza i Loy Ho fa misy resaka politika ao ambadik'ity lazaina fa tetikasa “ekolojika” ity:
L'éco-architecture n'a pas encore cours à Hong Kong. Les projets sont passés dans le passé uniquement parce que la connaissance scientifique de l'environnement n'est pas arrivée au niveau des lois foncières. Notre agence de l'environnement est un tout petit département dans le gouvernement, ils n'ont pas le pouvoir d'arrêter de promoteur, même s'il viole les réglementations sur l'environnement. L'enteprise est assez riche pour mettre au point une bonne stratégie de relations publiques, ils peuvent acheter les opposants du district. C'est comme ça que les projets sont approuvés la plupart du temps. Prenez le jardin aux papillons de Fung Yuen ou le projet CLP LNG par exemple. Le projet de Fung Yuen est de façon tellement évidente un projet de lotissement derrière un bel écran prétexte. Tout ce que le promoteur a fait est de délimiter une zone tampon de 50 mètres autour du jardin aux papillons.
Voici à quoi ressemblent actuellement les zones naturelles humides de Ha Pak Nai (toutes les photos proviennent du groupe Facebook)
Mbola tsy nisy ny fanorenan-trano ara-ekolojika tao Hong Kong. Tany aloha tany no nisy ireo tetikasa satria hoe tsy niasa teo amin'ny sehatry ny lalàna momba ny tany ny fahalalana ara-tsiantifika momba ny tontolo iainana. Sampana madinika tao amin'ny governemanta ny sampan-draharaha misahana ny tontolo iainana, tsy nanana fahefana hampiato ireo mpandraharaha izy, na dia mandika ny fitsipika momba ny tontolo iainana aza izany. Raha manankarena ny orinasa mba hampandrosoana ny paikady mahomby amin'ny fifandraisan'ny daholobe dia afaka mividy ireo mpanohitra ao amin'ny distrika izy ireo. Tahaka izany no fomba ankatoavana ny tetikasa matetka. Jereo ny zaridainan'ny lolo Fung Yuen na ny tetikasa CLP LNG ohatra. Mazava ho azy ny tetikasa Fung Yuen fa tetikasa fanorenan-trano ao ambadiky ny lainga tsara lahatra. Ny namaritra ny faritra tsy azo kasihina mirefy 50 metatra manodidina ny zaridaina ho an'ny lolo no nataon'ny mpandraharaha .
Tahaka izao no endrik'ilay faritra mando voajanahary ao Ha Pak Nai (avy amin'ny vondrona Facebook ny sary rehetra)
Na any ivelany aza no misy anao dia afaka mandefa taratasy any amin'ny sampan-draharahan'ny fampandrosoana an-tanàndehiben'i Hong Kong ianao na maneho ny tsy fitovian-kevitrao ao amin'ny tranokalan'ny Komitin'ny Fizahan-tany ao Hong Kong talohan'ny 26 Septambra 2008.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...