Tantara tamin'ny 07 Janoary 2018
Rakipeo: Vovonana Global Voices Fizarana Voalohany
Misy amin'ny endrika rakipeo ny Vovonana Global Voices 2005 !! Navoaka tamin'ny endriny samihafa avokoa ny rakipeo tsirairay mba ahafahan'ny rindrambaikon'ny rakipeo rehetra mamaky izany.
Rakipeo: Vovonana Global Voices Fizarana Faharoa
Misy amin'ny endrika rakipeo ny Vovonana Global Voices 2005 !! Navoaka tamin'ny endriny samihafa avokoa ny rakipeo tsirairay mba ahafahan'ny rindrambaikon'ny rakipeo rehetra mamaky izany.
Ity Herinandro Ity Tao Amin'ny Bilaogy Palestiniana: Indray Andro Hono
Etsy andanin'izany, notononin'ny The Times ho fanomezana krismasy ny menaka olivanay.
Filoha Estoniàna Mampitandrina Amin'ny ”Fibodoan'ny tena ihany”, Fandrisihana Fiderana Ary Ny Fihodinana Ara-politika
Nizarazara be ny fanehoankevitra any ivelany momba ireo tenin-dRtoa filoha manohitra ny toetsaina nasionalista mikatom-baravarana, manakona ny laharam-pahamehany : ny revolisiona teknolojika sy ny fanatontoloana ny asa.
Taona Iray Hafa Ho An'ny Feminista Manohitra Fahefana ao Amerika Latina
Sady mitohy mahazo bahana ihany ireo hetsiky ny vehivavy ao amin'ny faritra, andrandraina ny 2018 ho taona hahitàna ny fitomboan'ny tetikasa maro izay manosika ho amin'ny fiovana ifotony any anatin'ny fiarahamonina ary hiaro ny tontolo iray azo antoka sy rariny kokoa ho an'ny vehivavy rehetra.
Syria: Ny Fitaintainan'ny Bilaogera
Namaritra ny fifikirany amin'ny famahanana bilaogy ilay bilaogera Syriana Hossam Akras , ary namoaka ny fomba fijeriny antserasera ato anatin'ity lahatsoratra ity.
Miainga ny Karazam-Pikatrohana Hiarovana ny Tontolo Iainana any Kiobà
Nirotsaka an-tsehatra tamin'ny fitantanana ny tontolo iainana sy ny ekolojia politika any Kiobà ny Ivontoerana ho an'ny fanabeazana sy ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.
Endrika Mpandika Teny: Jade Dussart, i Azia Sy Ny Zon'olombelona Ao Am-pony
Iza ireo mpandrika tenin'ny Global Voices amin'ny teny frantsay ? Androany, tafatafa niaraha tamin'i Jade Dussart, efa ho 7 taona naha-tao amin'ny GVO ary liana amin'i Shina.