Tantara tamin'ny 05 Janoary 2018
Ao Ejipta, Samy Mbola Mihatra Ao Amin'ny Firenena Ny Herisetra Ara-nofo Sy Ny Fampanambadiana Ankizy
"Olana goavana ao Ejypta ny herisetra amin'ny fanararaotana ara-nofo. Asehon' ireo fanadihadiana fa efa tratran'izany avokoa ny ankamaroan'ireo vehivavy, [...] Tena efa latsa-paka tanteraka ity olana ity.
Fiarahamonina Teratany Ao Paragoay Manohitra Ny Tohodrano Lehibe Indrindra Manerantany Famokarana Herinaratra
'Ho an'ny Ava Guarani ao Paraná, tsy afaka eritreretina ny hanaiky fifanarahana izay efa tapaka.'
Asehon'ny Zo Hahazo Vaovao ao Sri Lanka ny Lalam-Panakanana Tranonkala

Manambara ny vaovao navoakan'ny Vaomiera Misahana ny Fifandraisandavitra fa 13 ireo tranonkala nosakanana hatramin'ny taona 2015, tafiditra amin'izany ireo tranonkala mamoaka vaovao politika sy tranonkala vitsivitsy mamoaka sary vetaveta.
Vaovao Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Shinoa
Teny malaza tamin'ny taona 2005: Satria antomotra ny fiafaran'ny taona 2005, namoaka ny teny mafana indrindra tao amin'ny aterineto Shinoa (ZH) ny Baidu, milina fikarohana lehibe indrindra amin'ny teny Shinoa;
Shina: Kdo…Kdo…pfft
Toa nahatonga ny ampahany lehibe ao Azia, indrindra ny any avaratra atsinanana hitolona mafy hampiverina ny aterineto amin'ny laoniny ny horohorontany nanakaiky an'i Taiwan halina ka nanimba hosina anaty rano miisa enina.
Ary Ireo Firenena Tsara Indrindra Erantany Dia ….
Nihevitra izahay fa : "Tsy mahalala ny zava-drehetra ny The Economist!" ary nandefa ny fanadihadianay manerantany manokana momba ny "firenena tsara indrindra" eto amin'izao tontolo izao. Hanolotra ny kapila mangirana Putumayo mirakitra hira Reggae Afrikana ho an'ireo izay manome ny safidy tsara indrindra ny Global Voices.