01 Janoary 2018

Tantara tamin'ny 01 Janoary 2018

Tao Amin'ny Reporters Sans Frontieres

  01 Janoary 2018

Nandray anjara tamin'ny fifaninanana mba hanomezam-boninahitra ny bilaogy miaro ny fahalalaham-pitenenana ny namantsika ao amin'ny Reporters Sans Frontieres . Nalefa omaly ireo tafakatra dingana famaranana tamin'ny fifaninanana , ary anisan'izany ny vondrom-piarahamonina Global Voices .

Lahatsary : Ireo Famakiamboky Entina Mandehandeha Misy Manerantany

  01 Janoary 2018

Amin'ny ankamaroan'ny rafitry ny famakiam-boky, nanjary tena ilaina ny famakiamboky mandehandeha, mitondra boky ho an'ireo tsy afaka miditra any amin'ny trano famakiamboky. Fa na izany aza, any amin'ny toerana maro, noho ny faharatsian'ny làlana na tsy fahampian'ny fitaovana dia tsy azo atao intsony ilay rafitra mahazatra, fitondràna izany amin'ny fiarabe fitaterana na kamiao. Noho izany dia nipoitra ho toy ny safidy mety hitondràna boky ho an'ireny vondrom-piarahamonina irenyny famakiamboky amin'ny saretin'omby, ny famakiamboky entin'ny ampondra ary ny famakiamboky entin'ny môtô.