Desambra, 2017

Tantara tamin'ny Desambra, 2017

Fivoriana Atrikasa Anatiny GV – Improv Factor – Andro 1

Blaogim-Piarahamonina GV  30 Desambra 2017

Tanjona sy mpandray anjara Ny hanampy ireo mpandray anjara mba hampitombo fifandraisana, fahaizamanao amin'ny fanadihadiana am-bava ary ny fahalalana am-po amin'ny alalan'ny lalao no tanjon'ilay atrikasa. 8 no mpandray anjara ary notarihin'i Karolle R ilay WS (atrikasa). Votoatin'ilay Atrikasa Lalao 1: Fanomanana Fety Fandaminana: vondrona kely, olona 4-5 Fepetra: efa voalahatra...

Bolivia: Diaben'ireo Vahoaka Indizeny Voaporitry Ny Polisy Ao Yucumo

  30 Desambra 2017

Ny diabe nataon'ny vahoaka boliviana indizeny, izay manohitra ny tetikasam-panjakana hanangana arabe ary miaro ny taniny, dia tsy afa-nihetsika nanoloan'ny sakana nataona vondrona mpomba ny fanjakana tao amin'ny tanànan'i Yucumo. Tamin'ny 25 Septambra, nandefa entona mandatsa-dranomaso teny amin'ny lehilahy, vehivavy sy zazakely ary nanangona ireo mpanao diabe ny polisy nanao fanamiana, niteraka fanehoankevitra manerana an'i Bolivia.

Pakistan: Bilaogy Romotra

  30 Desambra 2017

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra 2005 ny lahatsoratra teny anglisy) Tao anatin'ny volana vitsy lasa izay, nanjary “mahaliana” ireo valinteny tao amin'ny bilaogiko manokana raha izay no azo lazaina. Tsy miresaka momba ireo fanehoan-kevitra mahazatra nataon'ireo namana sy ireo bilaogera namana mikasika ny fandinihan'izy ireo ny lahatsoratro farany aho...

Tantaram-pahombiazana Ho An'ny RSF

  29 Desambra 2017

Niresadresaka fohy niaraka tamin'i Julien Pain ao amin'ny Internet Freedom Desk ao amin'ny Reporters Sans Frontières aho tamin'ity maraina ity. Miasa hanome torolàlana ireo bilaogera sy ireo mpanohitra ao amin'ny aterineto izy........