Tantara tamin'ny 29 Desambra 2017
Civiblog – Bilaogy Ho An'ny Fiarahamonina Sivily
Ny Civiblog dia tetikasa iray natao hanomezana bilaogy ireo fikambanan'ny fiarahamonina sivily manerana izao tontolo izao.
Tantaram-pahombiazana Ho An'ny RSF
Niresadresaka fohy niaraka tamin'i Julien Pain ao amin'ny Internet Freedom Desk ao amin'ny Reporters Sans Frontières aho tamin'ity maraina ity. Miasa hanome torolàlana ireo bilaogera sy ireo mpanohitra ao amin'ny aterineto izy........
Ilay Maty Manao Fampielezankevitra : Mpiserasera Efa Maty No Mamoaka Hafatra Mpomba-Putin Ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Rosiana Iray
Efa nakatona ny ankamaroan'ireo kaonty Vkontakte anà Rosiana efa maty izay nizara hafatra mpomba-Poutine. Ny mpitantana ny Vkontakte, nantonin'ny mpanao gazety mba haneho hevitra, dia nilaza fa nojirihan'ireo mpijirika tsy fantatra ireny kaonty ireny.
Podcast (Fandraketam-peo) : Fampahafantarana Ny Tetikasa Nari Jibon
Vao telo herinandro lasa izay, nambara toy ny iray amin'ireo mpandray anjara dimy amin'ny fihodinana voalohany nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices vatsy ny foibe Nari Jibon ao Dhaka.
Taorian'ny 10 Taona Nitolomana, Miha-Antomotra Ny Fankatoavana Ilay Hany Fikambanana LGBT ao Mozambika
" Antsan'ny fitoviana, fandriampahalemana, ary ny firindràna ara-tsosialy ity didy ity. Ankehitriny, mirehareha amin'ny maha-mozambikana ahy aho."
Feon'ny Vehivavy Afrikana – tamin'ity herinandro ity
Satria rehefa manaja ny vehivavy ihany ny firenena ary mandray azy ireo am-pahamendrehana, dia izay vao afaka hisy ny tena fandrosoana. Voalohan-daharana amin'ny maha-olombelona ny vehivavy noho ny maha-reny sy mpikarakara voalohany azy
Bilaogera Egiptiana Anankiray Nanome Ny Heviny Momba ny Lahatsoratr'i Robert Fisk
Mihevitra aho fa ny lahatsoratr'i Fisk no ohatra vao haingana indrindra mampiseho fa afaka lasa sady badobado no sady mpivarotra ny rehetra ... na dia izay loharanom-baovao faran'izay mendrin-kaja be aza.