- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fiovaovan'ny Toetrandro 2007

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2007)Climate Change 2007

Efa lasa resaka fiainana sy fahafatesana mihitsy ny fiakaran'ny hafanana ho an'ireo olompirenena maro maneran-tany. Raha tsy misy paikady vaovao, tsy ho voafehy intsony mihitsy ny krizy ara-tontolo iainana. Ny 3-14 Desambra, firenena maherin'ny 180 no hivory mandritra ny Fihaonana An-tampon'ny Firenena Mikambana ao Bali, Indonezia [1] mba hidinika momba ny fifanekena taorian'ny Fifanarahan'i Kyoto [2].

Mizara ny traikefany sy ny fijeriny momba ireo paikady apetraka isam-paritra sy isam-pirenena ireo bilaogera ara-tontolo iainana maneran-tany.

Fandaharampotoan'ny Global Voices

14 Desambra – Tontolo Iainana: Ao Bali, sosokevitra manahirana avy amin'ny Etazonia [3]
10 Desambra – Tontolo Iainana: [3] Bali, Angovo Nokleary & Fijery Maintso Avy Ao Afrika [4]
03 Desambra – Ireo Fomba Fijery Mialoha ny Fihaonambe Ary Ireo Fahatsapàna Voalohany Tao Bali [5]
03 Desambra – Fandrakofana Manokana: Fiovaovan'ny Toetrandro 2007 [6]

Juliana Rotich [7] no Toniandahatsoratra momba ny Tontolo Iainana ato amin'ny Global Voices.

Sary avy amin'ny mpampiasa Flickr: Markus Vegas [8]