- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tokony Hitovy Kokoa Amin'ny Global Voices Izao Tontolo Izao

Sokajy: Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV, gv-summit, vovonana

Raha niomana hisidina hiala an'i Sri Lanka aho taorian'ny Fihaonambe 2017 [1], tsy vitako ny tsy hieritreritra fa tokony hitovy kokoa amin'ny Global Voices izao tontolo izao…

Te hisaotra ny rehetra izay nahatanteraka ity Fihaonana ity aho, ary ho an'ireo mpikambana rehetra ao amin'ny GV nanatrika, mamelà ahy hiteny fa soa avokoa ianareo!

Mirary soa!

Endrika sasany ao amin'ny vondrompiarahamonin'ny GV  nandritra ny fihaonambe 2017 (fivoriana anatiny).