
Fizaràna farany tamin'ny fihaonana anatiny tao amin'ny Trano Fandraisambahiny Mount Lavigna.
Tanatin'ny fizaràna farany nandritra ireo fihaonana anatiny, niara-nivondrona taminay ireo mpanorina sy mpikambana anatin'ny filankevitry ny GV tanatinà resadresaka namokatra mifandraika amin'ireo tombontsoa sy ireo olan'ny vondrompiarahamonina. Lasa fihaonana tena nahaliana nifono hevitra tsara izany.
Tsy mitsahatra mitombo ny Global Voices sy ny vondrompiarahamoniny!

Ireo mpikambana ao amin'ny filankevitra: Ivan, Mohamed, Annie, Marianne, James, Rebecca, ary Ethan.