- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

India, Etazonia: Tany Amin'ny Taompolo 1980

Sokajy: Amerika Avaratra, Azia Atsimo, Etazonia, India, Fifindràmonina, Hehy, Mediam-bahoaka, Sakafo

(Marihina fa tamin'ny 21 Jona 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Etazonia ho an'ny Indiana tamin'ny taompolo 1980.  Nanomboka ity lahatsoratra mahaliana momba ny kolontsaina, ny sakafo ary ny zavatra iainan'ireo mpifindra monina ity i Ramesh Madhavan, mpanoratra zokiolona an-tserasera [1].