Tantara tamin'ny 16 Desambra 2017
Tsy Vitan'ny Fanaovana Sary Mahatsikaiky Avy Amin'ny Mpandrindra Atômika Rosianina Ny Namono Ireo Siosionà Poritsaka Nokleary

"Tsy misy manasazy ny Rotenioma, na koa ny Rotenioma-106. Ny Rosatoma no faizin-dry zareo noho ireo vaovao mifanohitra sy noho ireo vazivazy tahaka izao fa tsy manao fanadihadiana matotra momba ilay loza"
Saka Anaty… Vilany? Saka Mahafatifaty Maka Aina Anaty Fitaovana An-dakozia Japoney
Hita ao Japan ny saka matory anaty vilany fandrahoan-tsakafo. Lasa malaza mihitsy izany ka mivarotra vilany natokana ho an'ny saka mihitsy ny fivarotana ankehitriny.
Maraoka: Lalàna Momba Ny Fanomezana Anarana, ny Lohataona Mangina Sy Ny Mozika Sufi
Somary nangingina hafahafa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana tamin'ity herinandro ity raha niakatra ny mari-pàna ary nivoaka ny kapa. Nanazava ny zava-niseho tamin'ny lohataona tao Fez i Everything Morocco, manoritsoritra ireo sakafo mahafinaritra amin'ny vanim-potoana:
Karaiba: Fahatsiarovana An'i Alton Ellis
Maty noho ny homamiadana tamin'ny 10 Oktobra 2008 i Alton Ellis, mpiangaly mozika Jamaikana izay nitari-dalana ny rocksteady tany amin'ny taompolo faha 60
Rosia: Fihetsiketsehan'ny Mpanohitra Tao Saint-Pétersbourg
Nisy fihetsiketsehan'ny mpanohitra goavana nitranga tao St. Pétersbourg ny Asabotsy: olona an'arivony maro, antitra sy tanora (nisy mihitsy aza ny sasany tonga niaraka tamin'ny zanany) ......
Nofidian'ny Filànkevitra Aostraliana Ao An-Toerana Ny Fandravàna Ny Klioban'ny ‘Lawn Bowl’ Na Nisy Aza Ny Fanentanana Niely Be
Tsy ampy ilay fanentanana malaza tamin'ny haino aman-jery sosialy "All the Bowling Ladies" mba hanavotana ny Klioban'ny lawn bowl tamin'ny fanoheran'ny filànkevitry ny tanàna tamin'ny alàlan'ny fifidianana .