Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fihaonana An-tampony tao Delhi – 2006

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2006)

Ny volana Desambra 2006,  nihaona ireo mpanoratra sy mpamoaka lahatsoratry ny Global Voices mba hidinika ny fomba hiarahana miasa ka hitondràna misimisy kokoa ho anatin'ny fifanakalozandresaka erantany ireo feo izay tsy misy mandre, notsinontsinoavina, na ireo izay tsy nomena lanja. Tena nohamafisina tany anatin'ireo fivoriana ny momba ny tenim-pirenena sy ny fandikanteny, ary izany indrindra no nitondra antsika tamin'ny Tetikasa Fandikàna Lingua.

Hita ao amin'ny tranokalan'ny Delhi Summit na Fihaonana an-tampony tao Delhi ny sarintany misy ny toeran‘ireo mpanotrona rehetra ary ny bilaogy feno mikasika ny fihaonambe misy ireo fanehoankevitra sy ny fomba fijerin'ireo mpandray anjara marobe tao amin'ilay Fihaonana an-tampony.

Global Voices Summit in Delhi '06Indreto misy sary maro tao amin'ity fotoan-dehibe ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.