- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Show Global Voices Fahadimy

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Afrika Mainty, Azia Atsimo, Eoropa Afovoany & Atsinanana, Arabia Saodita, Hongria, India, Kenyà, Maldiva, Zimbaboe, Fahasalamàna, Mediam-bahoaka, Politika, Sakafo, Tanora, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina, Global Voices Podcast

(Marihina fa tamin'ny 20 Aogositra 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

GV podcast logo

[display_podcast]

Tonga ihany ny fizaran-tantara fahadimy amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:

Gastronautics [1] – Maldiva
PodMasti [2] – India
J.U.M.P. Radio [3] – Kenya
Mideast Youth [4] – Arabia Saodita
Budacast [5] – Hongria
Dosie Afrika: The Pulse [6] – Zimbaboe
Ny Zazavavy Kimchi [7] – Korea

Nasongadina ato amin'ity show ity ihany koa ireto hira ireto: “Black Heart” avy amin'i Kou Chou Ching sy “In Development” avy amin'i Gordon's Suitcase, samy nataon'i Moshang ‘remix’ avokoa ary hita ao amin'ny rakikira  “Asian Variations [8]“.

Azo arahana amin'ireto endriny manaraka ireto ity fizaran-tantara misy ny The Global Voices Show ity:

- MP3 [9] (16:50 min; 15.5 MB)
Enhanced AAC [10] (16:50 min; 16.6 MB) – miaraka amin'ny sary sy rohy . Ho an'ny iTunes sy ny tompon'ny maodely iPods vaovao.

Na misorata anarana amin'ny fampiasana ny iray amin'ireto rohy manaraka ireto:

MP3 (rakipeo Global Voices rehetra) – RSS [11] | iTunes (pejy rakipeo) [12] | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana) [13] | Odeo [14]
AAC (Global Voices Show)RSS [15] | iTunes (pejy rakipeo) [16] | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana) [17]