Ny Show Global Voices Fahadimy

(Marihina fa tamin'ny 20 Aogositra 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

GV podcast logo

[display_podcast]

Tonga ihany ny fizaran-tantara fahadimy amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:

Gastronautics – Maldiva
PodMasti – India
J.U.M.P. Radio – Kenya
Mideast Youth – Arabia Saodita
Budacast – Hongria
Dosie Afrika: The Pulse – Zimbaboe
Ny Zazavavy Kimchi – Korea

Nasongadina ato amin'ity show ity ihany koa ireto hira ireto: “Black Heart” avy amin'i Kou Chou Ching sy “In Development” avy amin'i Gordon's Suitcase, samy nataon'i Moshang ‘remix’ avokoa ary hita ao amin'ny rakikira  “Asian Variations“.

Azo arahana amin'ireto endriny manaraka ireto ity fizaran-tantara misy ny The Global Voices Show ity:

- MP3 (16:50 min; 15.5 MB)
Enhanced AAC (16:50 min; 16.6 MB) – miaraka amin'ny sary sy rohy . Ho an'ny iTunes sy ny tompon'ny maodely iPods vaovao.

Na misorata anarana amin'ny fampiasana ny iray amin'ireto rohy manaraka ireto:

MP3 (rakipeo Global Voices rehetra) – RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana) | Odeo
AAC (Global Voices Show)RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.