(Marihina fa tamin'ny 4 Jolay 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show ! Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:
PodView (Podbazaar) (India)
Viloria.com Pinoy Podcast (Filipina)
Fitsidihana ny Tanàndehiben'iTango (Arzantina)
Mihoatra ny Rindrina (Israely)
Trinité sy Tobago: Rakipeo momba ny Solosaina sy ny Fiarahamonina (Trinidad & Tobago)
Arté Radio (“Baolina kitra any Sénégal”) (Senegal)
iSummit '06 (Brezila)
Mr. Brown Show (Singapaoro)
Arté Radio (“Hira any Mali”) (Mali)
Azo arahana amin'ireto endriny manaraka ireto ity fizaran-tantara The Global Voices Show ity:
- MP3 (118:37 min; 13MB)
– Enhanced AAC (18:37 min; 10MB) – with embedded images and links. For iTunes and owners of later model iPods.
- MP3 (118:37 min; 13MB)
– Enhanced AAC (18:37 min; 10MB) – miaraka amin'ny sary sy rohy . Ho an'ny iTunes sy ny tompon'ny maodely iPods vavao.
Azonao atao ny mihaino izany rehetra izany mivantana avy amin'ity pejy ity amin'ny alàlan'ny kitika bokotra “Audio MP3″ sy ny “Audio M4A” any amin'ny faran'ny lahatsoratra .
Na manorata anarana amin'ny fampiasana ny iray amin'ireto rohy manaraka ireto:
MP3 (rakipeo Global Voices rehetra) – RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana) | Odeo
AAC (Global Voices Show) – RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana)
Nasongadina ato amin'ity show ity ihany koa ireto mozika manaraka ireto: “Roots Fi Cool” avy amin'i Babylon Burning tao amin'ny rakikira Knives To The Treble , azonao jerena ao amin'ny Magnatune; ary “Thalassa” avy amin'i Solcarlus, tao amin'ny rakikira Primarius, azonao jerena ao amin'ny Jamendo.com.
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS