Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Desambra 2017

Tantara tamin'ny 14 Desambra 2017

Siriana Mpitsoa-ponenana, Mitady Fialofana Ao Brezila Izay Ananan'ny Fitondrana Assad Mpanohana Matanjaka.

Siriana maro nandositra ny ady an-trano tany aminy no nahita toerana ao Brezila, toerana izay azon'izy ireo antsoina hoe fonenana.

Filoha Meksikàna, Vicente Fox Nitafa Tamin'ny Bilaogera ?

Toa tsy any Etazonia irery monja sisa ny "bilaogy" no lasa lohahevitra resahana be eny anaty media.

Ahoana No Namolavolan'ny Fifandirana Ny Fomba Fitantarana sy Ireo Mpilaza Tantara

Bilaogera efatra no nizara ny traikefany mikasika ny tatitra momba ny fifandonana nandritra ny Fihaonambe  Global Voices tao Sri Lanka. Narindran'i Sahar Habib Ghazi, Lehiben'ny tonian-dahatsoratry ny Global Voices ny adihevitra.

Mampahafantatra ny ‘rite | now’ Ao Amin'ny Fihaonamben'ny Global Voices ny Floating Space Theatre Co.

Natao ho toy ny fifanakalozan-kevitra marobe miaraka amin'ny sehatra an-tserasera, ny fahatsiarovan-tenany sy ny fivoaran'ny fomba amam-panaony, mampahafantatra ny ‘rite | now’ ny Floating Space Theatre Co, fametrahana feo lehibe amin'ny tranokala.

Maraoka: Fifidianana Frantsay

Mbola mifandray tsara amin'ny firenena (Frantsa) i Maraoka, amin'ny maha tany arovan'ny Frantsay azy taloha. Noho izany, tsy tokony mahagaga raha lohahevitra malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy tamin'ity herinandro ity ny fifidianana filoham-pirenena ao Frantsa ity.

Ny Show Global Voices Fahatelo

Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show !

Fantaro Ny Tontolon'ny Bilaogy Qatari

Namaritra ny fanjakana Qatar bitika kanefa manankarena ho "Firenena kely be fitiavana" ny mpitsangatsangana. Na dia famaritana tsy manam-paharoa aza izany dia mbola maro amin'ireo ao amin'ny faritra no mieritreritra an'i Qatar ho toy ny "firenena bitika manam-bava " satria manohana ara-bola sy mampiantrano ny AlJazeera izy.