Ny Show Global Voices Faharoa

(Marihina fa tamin'ny 10 Jona 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Indro ny fizaran-tantara faharoa amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:

XiaoQiao (Singapaoro)
Dosie Afrika (Kanada/Afrika Atsimo)
BahasaPod (Indonezia)
Tantara Kazakhstan (Kazakhstan)
Resaka Malalaka Iarahana amin'i Oon Yeoh (Malezia)
JameedKast (Jordana)
The Kamla Bhatt Show (India)
Radio Open Source (Etazonia/Serbia sy Montenegro/Trinité sy Tobago)

Azo jerena amin'ireto endriny manaraka ireto ity fizaran-tantara misy ny The Global Voices Show ity:

- MP3 (23:48 min; 16: 4MB)
Enhanced AAC (23:48 min; 11: 4MB) – miaraka amin'ny sary sy rohy . Ho an'ny iTunes sy ny tompon'ny maodely iPods vavao.

Azonao atao ny mihaino izany rehetra izany mivantana avy amin'ity pejy ity amin'ny alàlan'ny kitika bokotra “Audio MP3″ sy ny “Audio M4A” any amin'ny faran'ity lahatsoratra ity.

Na manorata anarana amin'ny fampiasana ny iray amin'ireto rohy manaraka ireto:

MP3 (rakipeo Global Voices rehetra) – RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana) | Odeo
AAC (Global Voices Show)RSS | iTunes (pejy rakipeo) | iTunes (rohy fisoratana anarana mivantana)

Nasongadina ato amin'ity show ity ihany koa ny mozika roa avy amin'i Magnatune – “Mystery Box House” sy “Senegambia”, izay samy an'i Daniel Berkman tao amin'ny CD Calabashmoon; ary “Oslodum” avy amin'i Gilberto Gil, tao amin'ny The Wired CD.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.