Tantara tamin'ny 09 Desambra 2017
Mpanao Sariitatra Niakatra Fitsarana Noho Ny Fanaovana Ny Sarin'i Jesoa

Miatrika fiampangana noho ny fanevatevana finoana sy famporisihana fifandonana ara-pivavahana tamin'ny alalan'ny sariitatra maneho an'i Jesosy ilay mpanao sariitatra Palestiniana-Jordaniana.
Maneho Hevitra Momba Ny Vono Olona tao Virginia Tech Ny Tontolon'ny Bilaogy Maraokana
Andro vitsivitsy lasa izay, nitodika tany amin'ny vono olona tao Virginia Tech ny mason'izao tontolo izao; indrindra fa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, izay manamarika ny fifandraisana izay noezahin'ny Fox New natao teo amin'ny Silamo sy ny mpikomy Virginia Tech.
Bilaogy Tiorka- Vaovao Vitsivitsy
Ity topi-maso momba ny tontolon'ny bilaogy Tiorka ... na izany aza, vitsivitsy ihany izy ireo.