- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fanolorana Fandaharampotoana: Famoronana Habaka Maharitra Ho An'ny Fahalalahana Maneho Hevitra

Sokajy: Mediam-bahoaka

[1]

Eran Wickramaratne, Minisi-panjakana SriLankey misahana ny Tetibola, sy Aunohita Mojumdar, toniandahatsoratry ny Himal any Azia Atsimo, resaka momba ny fahalalahana maneho hevitra taorian'ny fifandirana any Sri Lanka sy  Azia Atsimo, ny fiatrehana ny lasa, ny fampihavanana, ary ny lova navelan'ny tsy refesimandidy. Ahoana no fomba ahafahan'ny fanjakana mirotsaka an-tsehatra amin'ny fanavaozana izay hifanojo amin'ny fanirian'ireo nifidy azy ireo ho eo amin'ny fahefana? i James Deane avy amin'ny BBC Media Action no mpandrindra ny adihevitra.

Sabotsy 2 Desambra tamin'ny [1]10:30am tao amin'ny Main Stage, TRACE Expert City.