Tantara tamin'ny 08 Desambra 2017
Fanolorana Fandaharampotoana: Famoronana Habaka Maharitra Ho An'ny Fahalalahana Maneho Hevitra
Eran Wickramaratne, Minisi-panjakana SriLankey misahana ny Tetibola, sy Aunohita Mojumdar, toniandahatsoratry ny Himal any Azia Atsimo, resaka momba ny fahalalahana maneho hevitra taorian'ny fifandirana any Sri Lanka sy Azia Atsimo,...
Fitodihana Any Amin'ny Fiteny Mapuche
Manazava i Eddie Avila fa ny zo fototra ho an'ny vondrom-piarahamonina vazimba teratany dia ny zo hifandray amin'ny fitenin-drazany manokana. Misy ny fanamby ara-teknika, ara-pitenenana ary ara-kolontsaina manodidina izany –...
Tontolo Arabo: Saribakoly Manao Saron-doha Voahenjika Tao Tonizia
Saribakoly Barbie amin'ny endriny Silamo Arabo i Fulla. Misaron-doha izy ary tena fitafy nentim-paharazana Silamo no itafiany. Tsy faly noho izany anefa ny bilaogera Ejiptiana Ahmed Shokeir ka nanenjika fatratra sy nanaisotra ity saribakoly ity teny amin'ireo toeram-pivarotana.
Todika Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Tiorka 2005
Tongasoa indray eto amin'ny tontolon'ny bilaogy Tiorka .... Ity ny vaovao farany momba ireo zava-baovao farany avy amin'ireo bilaogera Tiorka izay mandefa lahatsoratra amin'ny teny anglisy ny ankamaroany.
Tarika “Mpihira Lehibe” Alemà Iray Nanolotra Fampisehoana Ho An'i Però
Manao fitsidihana virtoaly any Lima, Però ny Röntgenschall. Amin'ny teny filamatra," ny bilaoginao no sehatro", mikasa ny hanatanteraka ny nofinofiny ity tarika madinika alemà iray ity..