India: Fanakambanana, Fahazoana Orinasa Ary Teknolojia
Dikandahatsoratra
(Fanamarihana.lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007)
Fanakambanana sy fahazoana orinasa ary teknolojia no nisongadina tao amin'ny lohahevitry ny resadresaka tao India. Tao anelanelan'ny herinandro vitsy monja, tafiditra tao anatinà fifanarahana ara-bola mitentina lavitrisa maromaro ny orinasa indianina , izay toedraharaha efa mahazatra azy ireo. Nandritra ny taona maro ny orinasa indianina no voabahana noho ny lalàm-panjakana henjana izay nisakana azy ireo tsy hifaninana eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena.
Nisongadina tao amin'ny vaovao tamin'ity herinandro ity ny nahazoan'ny orinasa Britanika Vodafone tamin'ny vidiny 19 lavitrisa dolara ny orinasa Hutch Essar izay fahefatra lehibe indrindra amin'ny mpamatsy finday ao India. Nanoratra i Om Malik avy ao Gigaom :
Vodafone historically has been one of the worst telecom operators when it comes to mergers and acquisitions – bad deals, ill-timed exits and overpaying are part of company's legacy. By putting a valuation of close to $19 billion for Hutch Essar, the third largest mobile company in India, with about 24 million mobile subscribers, the British giant has ensured that legacy remains unchanged.
Ara-tantara, ny Vodafone no iray anisan'ny ratsy indrindra amin'ireo mpandraharaha amin'ny resaka fifandraisandavitra raha fanakambanana sy fakàna orinasa no resahana – fifanarahana ratsy, fivoahana tsy misy antony ary fandoavana vola mihoatra dia samy ampahany amin'ny lova navelan'ilay orinasa. Amin'ny fametrahana tombany manakaiky ny 19 lavitrisa hoan'ny Hutch Essar, orinasa fahatelo lehibe indrindra mpanome tolotra finday ao India, miaraka amin'ireo 24 tapitrisa nisoratra anarana, nataon'ilay goavana Britanika ny hiantohana ny tsy fiovàn'io lova io.
Ny vaovao goavana indrindra talohan'ny fakàna ny orinasa Hutch Essar ny nakàn'ny orinasa Anglisy-Nerlandey mpandrendrika vy “Corus” ny Tata tamin'ny vidiny 12 lavitrisa dolara. Sambany teo amin'ny tantaran'ny vondron'orinasa tao India no nisy faovana fanarahana tahàka izany. Tsy nahagaga raha feno ny hafaliana. Kanefa nisy teny kely mampitandrina nosoratan'i Dhiraj Nayyar :
Can India possibly claim to be superpower, the new emperor, just because some of it's corporates are taking over firms abroad. Corporate might hasn't turned into well-being for the majority of the people who still languish in poverty, illiteracy, hunger: basically dismal human conditions. Even possessing a few nuclear weapons doesn't change this fact. And if half a country's population cannot read, feed or cloth itself, what does that say about the empire? Even the American empire seems hollow when it is estimated that one in six people in the US is functionally illiterate, a large number of them live in poverty, where poverty is often a function of race, and where hurricanes like Katrina leave the mighty government fumbling for solutions.
Afaka ve India hilaza ny tenany ho mahery be, mpanjaka vaovao, satria fotsiny hoe maka ireo orinasa any ivelany ny sasany amin'ny vondron'orinasany. Orinasa mety tsy mivadika hasambarana hoan'ny ankamaroan'ny olona izay mbola reraky ny fahantrana, ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra, ny hanoanana: ireo fepetra maha-olombelona mampahonena amin'ny ankapobeny. Na ny fananana fitaovam-piadina nokleary kely aza tsy manova izay zavatra izay. Raha ny antsasaky ny mponina no tsy mahay mamaky teny, tsy mamahana ny ao an-tokantrano na mampiakanjo ny tenany, inona no afaka ho lazaina momban'ny fanjakana? Na ny fanjakana Amerikàna aza tahaky ny poakaty rehefa voafaritra fa iray amin'ny olona 6 ao Etazonia no tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ny ankamaroany miaina ao anaty fahantrana, fahantrana izay matetika miankina amin'ny resaka foko, ary toerana izay tsy ametrahan'ireo rivodoza tahàka ny Katrina ny Fanjakana matanjaka hikaroka amim-pahasarotana ny vahaolana
Inty misy fijery hafa momba ny fifanarahana Tata-Corus nentin'i Govindaraj Ethiraj, Indianina mpanao gazety, izay tao amin'ny biraon'ny BBC tamin'ny fotoana nanambaràna ny fifanarahana Tata-Corus. Toy izao ny nosoratany momba ny fijerin'ny vaovao ao Angletera sy Alemaina an'i India:
I happened to be in London the day Tata's bid for Corus became public. I also happened to visiting some journalist-friends at the BBC's White City offices where BBC World is headquartered. Even as I was sitting in the now fully digital newsroom, the tickers began firing more and more takes on the possible deal. The BBC producers quickly realised that this was now the big story of the day. Not just for the Asia editions but also global bulletins.
Being a journalist from India and all that, they felt I might be able to provide some insights. So, I was asked, first, if this bid was for real. Second, they asked, what would now happen to Corus ? Yes, I said to the first, but I didn't know what to say to the second question. I mean, no one has ever asked me that one before. Its always been, what will happen to some poor unsuspecting Indian company. Not because of a takeover, because we've ensured that we don't really allow those but because of competition that we've fortunately allowed.
So there is India Inc, whose image outside is getting more and more menacing, so to speak. I was in Bavaria, Germany before I visited London and a German journalist friend mentioned how there was concern amongst some workers in local engineering firms particularly after Indian companies (like Bharat Forge, M&M) began snapping up assets here.
Sendra tao Londona ny tenako ny andron'ny nampahafantarana ny daholobe ny tolotry ny Tata hoan'ny Corus. Ary sendra namangy namana mpanao gazety koa tao amin'ny biraon'ny BBC tao White City, foiben'ny BBC World. Ka na nipetraka tao amin'ilay efitra famoaham-baovao efa tena nomerika tanteraka amin'izao fotoana izao aza aho dia efa nanomboka nandefa hatrany hatrany momba izay fifanarahana mety hisy ireo “Tickers” (fàfana mampita ny soratra vakiana amin'ny fampitambaovao ). Tonga saina ireo talen'ny BBC fa io izao no lasa vaovao goavana tamin'io andro io. Tsy ho an'ny famoahana ho an'i Azia irery fa ho an'ny fampitambaovao manerantany ihany koa.
Satria ny tenako dia Indianina mpanao gazety , nihevitra ry zareo fa afaka hanome fijery hafa aho. Ka nanontaniana ahy tamin'ny voalohany raha tena nisy tokoa io fifanarahana io. Avy eo, nanontanian'izy ireo,inona izao no mety hahazo ny Corus? Eny, ny valinteniko ho an'ilay fanontaniana voalohany, fa tsy nahita valiny aho ho an'ilay fanontaniana faharoa. Ny tiako ambara, tsy mbola nisy nanontany izay mihitsy aho tany aloha. Tahak'izay foana no nahazo an'ireo orinasa indianina mahantra tsy manana ahiahy. Tsy noho ny fakàna azy ireo , satria efa nataonay azo antoka ny tsy hamelàna an'ireny saingy noho ny fifaninanana dia indrisy fa nomenay alàlana.
Araka izany dia misy ny India Inc, izay lasa miha-mampatahotra ny endrika ivelany raha azo tenenina. Tao Bavaria, Alemaina aho talohan'ny nandalovako tao Londona ary nisy alemàna namana, mpanao gazety, nilaza fa nisy ahiahy teo anivon'ireo sasantsasany mpiasa amin'ireo orinasa injenieria ao an-toerana, indrindra rehefa avy nanomboka nampiasà fanànana taty ireo orinasa indianina hafa (tahaka ny Bharat Forge, M&M).
Avy any aminà fanakambanana orinasa mitetina an-davitrisa marobe, mifindra mankany amin'ny teknolojia isika. Tonga eo an-toerana ny Yahoo! India ary nataony nisy tamin'ny fiteny fito samihafa ny votoatiny. Kanefa tsy dia nandaitra loatra tamin'ireo bilaogera sasany izay fihetsika nataon'i Yahoo izay. Nanoratra i Inje Peenu avy ao Ginger and Mango :
Yahoo India launched a beta version of their Malayalam (an Indian Language) portal and what do they do to fill their pages? Lift content just straight from small web magazines and blogs without asking a word or adequately compensating for those. What a shame!
Nanomboka karazany faharoa an'ilay vavahadin-tseraserany Malayalam (fiteny indianina) ny Yahoo India ary inona no ataon'izareo mba hamenoany ny pejiny? Maka ny votoatin'ireo gazetiboky kely ety amin'ny tranonkala sy bilaogy tsy ankiteny na manome onitra mifandanja ho azy ireny. Mahamenatra!
Tahàka ny nihazakazaka ny fanaovana bilaogy an-tsary tany ambanivohitr'i India. Manoratra momba ny tetikasa iray fanaovana bilaogy an-tsary tahaka izany ao India i Kuffir of Blogharti
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...