Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

24 Novambra 2017

Tantara tamin'ny 24 Novambra 2017

Lahatsoratra Mandona Bebe Kokoa … Any Trinidad Sy Tobago

(Fanamarihana: lahatsoratra  nivoaka tamin'ny Jolay 2005) Raha toa ka mampifantoka ny jeriny amin'ny fivoarana rehetra mivoaka avy ao Londra mikasika ny 7/7 ny gazety iraisam-pirenena lehibe, nanao asa tsara dia tsara ny tontolom-bolongana Karaibiàna tamin'ny fandrakofana ilay fipoahana omaly tao amin'ny tanànan'ny  Seranan'i Espana, renivohitr'i Trinidad sy Tobago. Manana podcast sy...

Global Voices sy Ireo Sakafo Hariva Erantany

Na mahafinaritra aza ny mihaona virtoaly amin'ireo olona manerantany amin'ny alalan'ny blaogin'izy ireo, mbola tsara lavitra noho izany ny tena mihaona mivantana.

Ahoana No Fomba Hanivanan'i Iràna Ny Aterineto?

Tsy Microsoft irery ihany no orinasa amerikana izay manana teknolojia manohana ny fibahanana ny fahalalahana miteny, sady tsy i Shina irery koa no firenena itrangan'izany.

Olana Miozolomana ve io?

Olana Miozolomana ve io, ka ireo miozolomana ihany no tsy maintsy mamaha ny olana, sa olana eo amin'izao tontolo izao ka izao tontolo izao no tomponandraikitra mitady ny vahaolana?

Ao Amin'ny Twitter Ihany Koa Ny Global Voices !

Azonao jerena  amin'ny alàlan'ny Twitter ny vaovao farany  Global Voices!

Tongasoa Eto Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

Ny resaka momba an'i Kiordistan (na eo amin'ny sehatra ara-politika na foto-kevitra) no tena adihevitra hatrany. Na dia tsy misy antoko politika aza ao Kiordistan, ny lohahevitra amin'ny fametrahana tanindrazana ho an'ny Kiorda (vondrona ara-poko lehibe indrindra manerantany tsy manana firenena azy manokana) no mbola tanjona voalohany ara-politikan'ny ankamaroan'ny Kiorda.

Dia Ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

Araka ny vokatra vonjimaika, nolaniana tamin'ny latsa-bato "Eny" ny Fitsapa-kevi-bahoaka momba ny Lalàmpanorenana. Ary raha miandry ny vokatra ofisialy izao tontolo izao, tena mavitrika tokoa amin'ny hevitr'izy ireo momba ny raharaha ny Irakiana Kiorda sy ny Kiorda amin'ny ankapobeny.